Les sectes évangélistes foisonnent dans la Grande Ile

21. sonwin ( 27/07/2005 05:40)
za ko hi=D=D
22. Merlo ( 27/07/2005 10:35)
Samy milaza izay ho filazany moa ny tsirairay fa ny ahy indray ny tiako ho tsindriana fotsiny dia izao ihany Andriamanitra dia iray ary nandefa ny zanany lahy tokana izy hamonjy antsika dia i Jesoa Kristy izany ary tsy misy afa tsy aminy no azahoana famonjena ka izay resaka izay resaka karazam-piangonana misy indridra ny fiangonana Kristiana dia io ny antony dia noho isika olom-belona ihany no nahantonga anio satria mety ho fitiavan-tena, mety koa fandraisana diso ny tenin'ny soratra masina(Baiboly)... izany rehetra izany no antony mahatonga ireo karazam-piangonana lazaina fa Secte ireo izaho moa dia tsy dia tiako loatra ny milaza azy io satria tsy natao hitsara aho fa Andriamanitra no mahalala hoe iza no tena fiangonana tena mifototra marina amin'ny Teniko.
23. Merlo ( 27/07/2005 10:42)

24. rhevinilsen ( 13/08/2005 19:28)
manaitra daholo ny hevitra nipoitra

fa zao e

nanampy ny gasy ve ny fivavahana (na sectes na tsy sectes, izay anasokajiantsika azy tsy maninona)?
nampivoatra ny fiainany ve?
ary farafaharatsiny nitondra fampiononana ny fanahiny efa torovana ve??

tena mampalahelo retsy zany rey olona a
efa misarangotra @ zay rehetra hita ny gasy
ka ny atahorako dia hivarotra ny fanahy maha olona

marina hoe urgences (mila vonjy taitra) ny fahantrana ary tokony mitady vahaolana maika sy mahomby ny MPITONDRA isantsokajiny isan'ambaratongany miainga avy @ tokatrano tsirairay. FA na izany aza diniho sy mailo ihany fa sao lahy voafitaka
25. fijo ( 15/08/2005 20:57)
fivavahana daholo izany e,ny tokony atao dia ny miezaka mihotra fa tsy mihantsampy amin'izao honohono rehetra izao.
26. marozevo ( 17/08/2005 20:40)
Le figaro : Ho an'i Mandrindra izany dia izay lazain'io Gazety io no marina tsy iadian-kevitra. Any France anie no misy an'io Gazety io fa tsy aty Madagasikara eh... Rahoviana ianao vao mba hi citer gazety Malagasy -- Sa valalan'alika ? -- Adinonao ny fisian'ny Gazety Madagascar Tribune sy ny Midi Madagascar ary ny Lakroan'i Madagasikara sy ny sisa .. Tsy anao ireny fa an'ny Malagasy. Ny anao le Figaro ihany. Ary raha hi citer gazety Eropeanina ihany ianao, nahoana raha mba citer-nao koa ny Osservatore Romano?
Ilay teny anglais moa dia tsy sahy mi citer akory, ka aleo tsy vakiana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858