argile verte

1. ftma ( 21/07/2005 08:30)
mba saika hanontany aho hoe efa nampiasa argile verte ve ianareo? mahasitra 150 aretina hono, nisy nandefa aho mantsy nefa tsy sahy mampiasa.
novalian'i fijo ny 28/07/2005 21:25
2. ainaheri ( 21/07/2005 09:23)
marina ny anao,aza ampiasaina aloh
3. ainaheri ( 21/07/2005 09:27)
marina ny anao,aza mbola ampiasaina aloha raha
mbola tsy matoky ianao satria maro koa ny zvtr
mifanaraka @ toebatan'ny tsi11,ny mety @ rasoa mety
tsy ho hety aminao!!
Ary tandremo ihany fa mbola hiositrositra foana indray andro any fa mahita zao foronona zao ny olona
mba hitadiavany vola.
4. booboo ( 21/07/2005 10:07)
ny hany fantako @ asan'ny argile verte klou dé
- mi-"resserer les pores" sady misintona ny loto (raha atao masque @ tarehy).
-Antiseptique koa (rehefa be mony na misy mony fotsiny.
- Dia raha volo gras gras dia mi-réguler ny sébum (fa tandremana tsara fa manamaina ny pointe-ny volo ndraindray).

Raha mifangaro raha hafa izy dé tsy efficace lôtra.
5. booboo ( 21/07/2005 11:27)
oups, zay vô tadidiko ny nianarana tany @ scoutisme :
-afaka anaovana cataplasme
-antiseptique @ ratra retra retra
-mahatsara nify (mitovy @ effets-na pâte à dentifrice)

6. ftma ( 21/07/2005 11:58)
ny hitako misoratra amin'ilay sachet sitran'ny argile verte: ratra, mony, hodipotsy, angadrano,folaka, vay,sepotra, kohaka, vavony, teda, cardiaque,sns fa ny tena mampanahy ahy dia ny zavatra ao anatiny (composition)
7. bichette ( 21/07/2005 12:11)
raha nanao an'io tamin'ny tarehy za dia lasa maia be mihitsy , tsy zakako
8. sonwin ( 21/07/2005 13:57)
satria mitroka rano ny argile
9. isrine ( 21/07/2005 14:40)
tsy mety à tarehin'ny olona rehetra io argile verte io, ny ahy tena vao maika lasa horera ny tarehy tratrany de naleo najanona
10. sonwin ( 21/07/2005 16:47)
satria ny hodi.tavanao zany tsy matavy..ajanona marina refa tsy mety
11. fijo ( 21/07/2005 21:39)
mandaitra io,fa arao tsara fotsiny izay lazain'ilay taratasy kely iny.fa le vahona koa no efa nandramako fa tena tsara
12. bichette ( 22/07/2005 06:29)
fijo > ny ahy aloha dia eeeee !!! ny produit reheetra mitsy toa tsy mety na dia pour po sensibl aza
13. isrine ( 22/07/2005 12:30)
sonwin: ny hoditavako be menaka, ary ziay no nahagaga ahy t@ ilay izy, satria ny olona nilaza fa tena mety.
ny ahy @ izao efa tsy maintsy sasana in-2 isan'andro ny tarehy ary tsy asiana n'inon'inona intsony, misy ranontsavony ampiasaina dia izay.
14. sonwin ( 22/07/2005 21:13)
gaga koa aza za amin'izany.
15. fijo ( 26/07/2005 05:04)
bibi ndry mila produit fijo ,fa iny spesialy.
16. isrine ( 26/07/2005 14:50)
ina soa hoe fijo?
17. ftma ( 26/07/2005 18:30)
fijo: ka ilay lazainy eo @ taratasy kely tsy mazava tsara fa misy hoe "tsy azo sotroina ny faika" dia izay
18. fijo ( 26/07/2005 20:50)
ftma.ny tena hevitr'io voalazanao io,dia hoe aza sotroina le izy.
isrine.mila le produit fijo wa izy ,fa iny spesialy
19. bichette ( 27/07/2005 06:39)
fijo > inn zany sao dia mety amiko
20. isrine ( 27/07/2005 14:06)
fijo: omeo azy ilay izy e. inoako fa tsy hanahirana anao ny @ izay. hihihi........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.141