aretin'aty

21. isrine ( 24/07/2005 08:31)
fasaly: de tsa haiko indray re ny @ fihinana sakay, fa matetika de toy izany no filazan'ny olona, ny sasany aza na poivre fotsiny no atao @ sakafo de mampipongatra ny mony.
Nefa nisy olona izay nilaza tamiko taloha hoe: raha aretin'aty hono dia tokony hihinan sakay, na dia hoe atelina fotsiny aza.
22. HARILALAINA ( 24/07/2005 16:29)

Ny fisehony dia toy izao misy mangidihidy be amin'ny faritra iray ,ka io no manonitra dia lasa fery .Ary misy fotoana izy mangidihidy .Ny fanafodiny ,tsy misy afa tsy ny manatona ny mpitsabo sy misotro rano foana.

23. watafon ( 25/07/2005 13:37)
isrine : tsy ny mpisotro toaka ihany ange no mety marary vavony e! na stress aza d efa mahatonga azy ! ny sakafo hanina koa zany d mety hahatonga azy ! fa ny izao e:ny olona misy carie dentaire zany no tena mparary vavony e! satria mifindra midina any @ vavony ireo ka mahatonga aretim-bavony e!
ny toaka ndray tsy ilain'ny vatana zany k !
24. fijo ( 26/07/2005 05:06)
watafon aoka letsy.mamono mikroba iny ko.za izao tsy mba mararay izany mihintsy,raha tsy efa mandanaka.hi hihi
25. bichette ( 28/07/2005 06:36)
fijo kou ! misy migogo toaka eo ato fa miteniteny fona enao an !
26. fijo ( 28/07/2005 21:26)
ka mamono mikraoba izy izany ko.dia avy eo mamo dia mamoaka faotana amin'ny vava.
27. bichette ( 29/07/2005 06:27)
fijo > elà kosa tena dégelasy be ! :-@ aloha elà ka ! :-D:-D:-D
28. fijo ( 01/08/2005 22:32)
ka hita fa mivoaka daholo le fahotana eo ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746