sika hiresaka fitiavana

1. zefalah ( 19/07/2005 00:43)
Manahoana daholo ianareo ry vahoaka malagasy!
:D Faly be alo za refa miditra ato.maita ny evitrareo
ka ty ary misy zavatra tsy mazava amiko.. ka hitadiavako evitra aminareo.
moa ve ny bandy ra tsisy vola dia tsy tiany sipa?
de moa ve ny fahalavirana ny toerena misy ny mpifakatia anakiroa mety tsy ahatanteraka ny fikasan'izireo? ary inona no tokony ataon'lay sipa raha oatra ka tsy mavita mikarama le bandy?
sady tsy eo akaikiny?
de inona kay mahatonga an'le fisarahana e?
nefa le mpifankatia mifankatia be! inona no ataon'reo mpifakatia mba ahatonga lay fifankatiavana aharitra?
de inona no ??? inona re e? :-D oka zay fa so laza lotra ka anahirana ndray avy eo.
valio ze mba misy evitra e..fa tsy ho ahy izy io fa ho asika tanora rehetra.
novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:54
2. akamatiana ( 19/07/2005 03:23)
zefalah, inn doly re reo eh :-@
amiko:
tsy ny vola no itiavan'ny sipa ny bandy raha tena fitiavana no tadiavina.

raha tena tia kou an , de tsy mahasakana nininn ny fahalavitan-toerana hoy le hira we ny elanelan'ny tany no misy , fa raha ianao no adino angamba tsisy

fa houn wa zefalah fa nga le bandy manana kilema o tsy mahavita miasa?? sa.. akamona ra zay d hafa mantsy .Ny fiainana ifanampiana , ka noho izany mila mifanampy ny oulon-jou.

le fisarana injay an, tsy ao tsony zany le fitiavana , na leo leo tsotsa zao de manova no mety :wink: satria mety misy zvt tsy tian'ilay ray enon'ilay ray ataon'ilay ray lol

ny mampaharitra ny fitiavana d , ny fifampitokisana volou njinja , fifanajana , refa eo reo d manaraka doly ny sisa
De zay ny mbo fantatro , ka asa ra nahafa-po an'toi le valiny hihiihih:)
3. cutie ( 19/07/2005 03:38)
haka cours any @ njy mitsy za akamatiana ka. :wink:
4. sonwin ( 19/07/2005 04:57)
za koa haka cours any zany, za sy dallin :wink:
5. rjej2004 ( 19/07/2005 05:25)
Tsy resabola mihitsy ny itiavan'ny sipa bandy fa rehefa miditra tokantrano de somary miditra kely zay satria ny fiainana tsy vita @zao. Raha hitany kosa ve enao kamo lahy be de hiditra aminao izy,izy ndray zany no hamelona anao?Ny fahalavirantoerana miankina @ fifampitokisana io rehefa tsy mifampatoky de mifamadika avy eo de misaraka satria tsy misy fitiavana koa ny dikan'izay.Ra accidenté alo le bandy de hafa ndray zay hoe tsy mavita mikarama zay e!Samy manana ny tafindrifiny daolo ane ny ol e!tsy misy tsy mavita mikarama zany fa manao zay tandrify azy .ra tiana haharitra ny fitiavana de fifanajana,fifampitokisana ary fifandeferana.Veloma zefalah
6. krust ( 19/07/2005 18:30)
marina daholo no lazainareo hoe:raha tena fitiavana no tadiavina tsy tokony jerena akory zany resa bola zany et blablablablabla;fa msy zavatra adinonareo na mety tsy fantatrareo fa ny anjara dia angatahina @ANDRIAMANITRA noho izany rehefa mipetraka ampelatanany ny fitiavan'olo 2 de maharitra mandrakizay.:)
7. xxx ( 19/07/2005 19:40)
salut

tena marina ny teniny Krust fa zaho mbola 15ans dia efa nangataka zay olona ho vadiko t@ andriamanitra fa lay izy aloha mila faharetana,dia 18ans aho no nahita lay olona dia niaraka tamiko 1an fotsiny izy izy dia tsy nifankahita tsony zahay nandritrany 5ans nefa aho mbola nangataka foana,dia tanteraka ny anay roa tonga tsy nantsoina izy fa mila faharetana oa fa ela be aloha e! fa tanteraka.
8. fijo ( 19/07/2005 21:16)
aza mangataka izany fa mitadiava e.
9. cutie ( 19/07/2005 23:50)
za vo saika hiteny an;io fijo :-D:-D:-D
sw cly njaso alou hiresaka @ le prof e. :wink:
10. krust ( 20/07/2005 11:37)
ekenareo ve raha ny vadinareo na ny sipanareo no manana namana particulier?fa tsy commun.Zany hoe ny vavy minamana@ lehilahy hafa & vis versa.
11. krust ( 20/07/2005 11:38)
ekenareo ve raha ny vadinareo na ny sipanareo no manana namana particulier?fa tsy commun.Zany hoe ny vavy minamana@ lehilahy hafa & vis versa.
12. fijo ( 20/07/2005 22:10)
cutie,inty aho e.
krust an vahao ny saina fa somary teritery .
13. mandrindra ( 21/07/2005 08:57)
ampindramo matos izy ry fijo amahany azy a !
14. fijo ( 21/07/2005 22:06)
aleo harindra dia milamina e
15. ttittie ( 22/07/2005 09:32)
sarobidy ao @ fitiavana ny fandeferana ka raha io no tanteraka siora fa tsy misy ny fifandirana na misy aza ny fisarahatoerana tsy misy ny fakampanahy e! hevitro io ny adiady ve tsy hisy fa izay mitony fo mpamosavy
16. mandrindra ( 22/07/2005 12:54)
Ny fakampanahy kosa aloha dia tsy maintsy misy foanae, fa ny fomba fitantanan'ny tsirairay azy no samy hafa.
Ny fandeferana koa dia tsara sy ilaina fa saingy misy fetrany ihany.
17. sonwin ( 23/07/2005 17:54)
efa voaresaka ve ilay prof dallin a, aiza aza ndry zay
18. akamatiana ( 24/07/2005 19:11)
cutie sonwin dainnn , nareo iany nampianatsa anah an'reo kou , manao pratika zah io sisa hihihih :wink::-P
19. isambilokely ( 24/07/2005 21:42)
Ra vo sipa venjana be klo de tsy mila kofy tsy misy vola fa ny kofy tena manambola konko tsy mitarazoka am sipa tsy misy vola sy sipa venjana be ... Raha bandy mody manambola de mandrovitra ny sipa sa ahoana ozizy Cutie.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiii
20. cutie ( 25/07/2005 03:40)
isambilokely: :roll::?::?: za aza tsy mahay n'in in momba an'io fa mbola haka lesona any @ akamatiana e.
Akamatiana njy zao no anjasanay. :wink::wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5241