film
22. ericgael
(
20/07/2005 05:14)
za kounkou klou mankafy bé é, =D
lé situation isankarazany hita ao @ lé film angé no tena tsara fa ni hiafarany éfa fantatra fôna é ... ankôtran'ny feu de l'amour :^)
lé situation isankarazany hita ao @ lé film angé no tena tsara fa ni hiafarany éfa fantatra fôna é ... ankôtran'ny feu de l'amour :^)
25. fasaly
(
20/07/2005 14:41)
cutie:
ny film-pitiavana tiko njinja ohatra de titanic, pretty woman, sady le tsy ankiala be reny mintsy no tiko fa lay feu de l'amour tsy arako sady tsy manana faharetana zà amilay feuilleton ireny!
ny film-pitiavana tiko njinja ohatra de titanic, pretty woman, sady le tsy ankiala be reny mintsy no tiko fa lay feu de l'amour tsy arako sady tsy manana faharetana zà amilay feuilleton ireny!
26. booboo
(
20/07/2005 15:12)
Ny hany mba nitiavako an'i Titanic dé lé oul be dé be nianjera tao anaty rano. Ny scènes ankoatra zay tsisy tiako aby.
27. fijo
(
20/07/2005 20:49)
ny ahy titanique(hi hi hi )tsy voako,fa misy film autralianina izay misy damopa tara tamina sipakely ,iny no tiako.
28. cutie
(
21/07/2005 03:56)
fijo haiko zany film zany :-D
ny ahy njay (teny anglais daholo izy reto ) "crouching tiger hidden dragon" sy " the English patient"
ny ahy njay (teny anglais daholo izy reto ) "crouching tiger hidden dragon" sy " the English patient"
32. ericgael
(
21/07/2005 04:59)
fijo> "les zôzôs se cachent pour mourir é" :°) ,
ary ahoana ny "Basic instict"? :* , tsra daholo reny ry reto a, sirtout raha mahay ny realisateur. :wink:
ary ahoana ny "Basic instict"? :* , tsra daholo reny ry reto a, sirtout raha mahay ny realisateur. :wink:
34. sonwin
(
21/07/2005 14:02)
ny film ny fianako no tena reveko klé..be suspens be:^)
sasa he he he
sasa he he he
36. fijo
(
21/07/2005 21:02)
erisgael izay mihintsy,fa milay koa le "des roses blanches pour ma soeur noire"sy ilay hoe "au dela de l'amour" film tamin'ny andronay aby moa izany ko.
37. sasa
(
22/07/2005 04:41)
fijo izany no film tam andron'lah d in izany no film am andronay klé, mety hoe SANDRION ve?
39. sasa
(
22/07/2005 04:45)
he he he Tantely ramamonjy ve? toa mba amin'ny andron'lah kou iny lesy, tsy d tiako loatra fa le kofa otran'ny hoe tsy mahavelona izany klé
