exam tsy milay

21. kally ( 15/07/2005 15:26)
Izay vao hoe ny alika enjehina !
22. fasaly ( 17/07/2005 19:06)
de omentsika andra8 ndray ny saosisy aza e!
23. sonwin ( 17/07/2005 19:21)
de atono ary ohanina miaraka amin'ny mofo
24. fasaly ( 18/07/2005 19:13)
huummmm! pain au saucisse miaraka amy sauce ketchap!
tsy omeko andravalo ndray ry sonwin an!
25. sonwin ( 19/07/2005 05:07)
tonga de tsakoy tsara aza de atelomy dia aza atao henon'olona ny hamoahana azy fa mety hidofaka be
26. xxx ( 14/08/2005 18:51)
ary raha lany indray ilay saucisse sy mofo de inn no atao?
27. xxx ( 14/08/2005 18:55)
ary raha lany indray ilay saucisse sy mofo de inn no atao?
28. xxx ( 14/08/2005 19:00)
ary raha lany indray ilay saucisse sy mofo de inn no atao?
29. fijo ( 16/08/2005 22:15)
dia manao X amin'izay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6152