L'île de tentantion
![](https://avatar.serasera.org/8fb7c2dd2d4a7deb7905b3df2804f282.jpg)
1. ainaheri
(
13/07/2005 08:34)
Mba aona ny fijerinareo an'reny tsy mitady raha2
ho an'ny tenany v lay mpifankatia??
ho an'ny tenany v lay mpifankatia??
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:06
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
2. booboo
(
13/07/2005 09:05)
Tsy mahatoky klou zà oe tena mpifankatia reny. Na tena miaraka za dé efa couples efa hisaraka atsy ho atsy fotsiny dé zara misy an'iny émission débile iny hisarahana.
![](https://avatar.serasera.org/8fb7c2dd2d4a7deb7905b3df2804f282.jpg)
3. ainaheri
(
13/07/2005 09:19)
za ko miombokevitra aminao!Fa nefa kosa mbola nisy niaraka ihany ilay t@ taona lasa aa!nga tsy fantatrao
fa misy kely reo frantsay reo
fa misy kely reo frantsay reo
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
5. fasaly
(
13/07/2005 10:50)
misy ny te hiseho tele de amzay malaza avy eo sao mba mahita place après, fa hita iza fa aretina tadiavina, fa raha tena tia sy hanaja lay partenaire-ny alony de tsy ho tenter mintsy e! fa matoa tenter ao de izay mintsy no tena notadiaviny .
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
7. fijo
(
13/07/2005 21:47)
sadyraha hitanté anie tsy mila mankany e.lasa enao mandeha dia avelao irery eo izy fa vita ny tatatio
![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
10. jhouhlambout
(
13/07/2005 23:22)
Ary sao dia manipluler-na daholo ary ry zareo fa tsy misy marina akory ilay emission... hm?
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
12. fasaly
(
14/07/2005 06:08)
lay manipulation alony de tsy azo lavina e! ny télé anie ni tena mahazo sosy be amin'izy io e!
![](https://avatar.serasera.org/8fb7c2dd2d4a7deb7905b3df2804f282.jpg)
13. ainaheri
(
14/07/2005 07:46)
Ny manipulation aloa d izay,aiza ve ko za v efa niaraka t@ sipako nandritra ny 5 taona oh de
izany ve no isarahanay.
D mody asaina manao mise en scene izy roa d mankafy
ery lay mpijery:-w:@
izany ve no isarahanay.
D mody asaina manao mise en scene izy roa d mankafy
ery lay mpijery:-w:@
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
15. fasaly
(
14/07/2005 15:24)
tsy aleo ve atao hoe ville de tentation amzay tenter amy zavatra hafa de tsy mampisaraka ny efa miaraka???
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
17. fasaly
(
14/07/2005 16:16)
ka any amy ville betsaka ny zavatra mi tenter ankoatra ny toy ny any amy ile de la tentation ko!