aona ty malagasy lazaina mahantra ty e
21. diloo
(
01/08/2005 16:01)
salama Kelly
Manaja ny hevitrao aho.Saingy tsy miombon-kitra aminao aho.Amiko, fahasoavana nomnen-janahary antsika malagasy ny tany midadasika misy antsika.Be ny mponina maniry hanana nosy toy antsika toy ireo:Japone,karana,sinoa, na ny eoropeana.Raha ny tena marina dia tany manankarena i Gasikara:misy ny aren-tany,zavaboary tsy fahita an\'ivelany,sns.Saingy isika malagasy no tsy mahay mampiasa na mamadika ny fananan-tsika ho fampiroboroboina ny toe-karenantsika.Voatera ve isika hiankina ny andrenivohitra faona vao hanao sy hanangan-javatra.Efa \"saturé\" ny \"bassin de l\'emploi\" ao Iarivo.Iza no omena asa,iza no mahazo asa?Tany midadasika izany amiko midika fa be ny zavatra azo atao.Afaka manomboka kely.Mitady namana tena azo antoka sy mandray anjara ara-bola itontosana ny oron\'asa tsy voatery hitovy lenta amin\'ireo ngezabe vitsy an\'isa.Raha naona ianao,aza miandry vary lafo vidy vao hinankanina, fa kosa soloy haninkotrana mandra-pihisy ny fisiana.Aza manenjika fitafy \"importé\",fitafy vita gasy vidiana:sady tsara no be mpitady an\'ivelany.Aza manary ny maha izy an-tena raha,vao mahita vahiny vazaha ka lasa vady \"économique\" fotsiny:hasio hasiny ny maha malagasy an-tsika.Midadasika Madagasikara:misy ny renirano,misy ny azan-drano,misy tany fambolena,maro ny tanàna sy vohitra kely azo hetsehina.Raiso ny angady,manaova fiompiana,voleo ny haninkotrana.Ataovy ao antsaina fa manana tanana sy tongotra ianao natao iasana fa aza miandry atolotra lava.
Ra-Kelly midadasika i Gasikara:fahasoavana ho antsika malagasy izany:anjaran-tsika ivelan\'ny mpitondra ny mampiasa
ny vokotra misy nomen\'Andriamanitra antsika.

22. kally
(
02/08/2005 07:03)
Diloo>Kally alohafa tsy kelly aho e!:wink:
Izaho koa aza mba faly nomen'Andriamanitra tany midadasika ka ianao angaha ahoana?:D
Fa hoy i Diloo hividy fitafy vita gasy, lafo lavitra anie ireny mihantona eny @ pochard sy malabary sy pataloha tergal zaitra an-tsena ireny noho ny friperie e!ampitahao ange e! maika koa moa raha ampitahaina amin'ny vita sinoa.
Ilay haninkotrana efa ela ny any ambanivohitra no mihinana haninkotrana atoandro ary mampalahelo aza ny mahita ny zazakely mihina-mangahazo maina alohan'ny hatory.Asao ny tany hoy Diloo, mbola tsy namboly marina angamba ianao ka tsy mahita ny olana fa tsy te hamboly intsony ianao rehefa akaiky hiakatra ny vokatra no nisy nanao latsak'alina notaominy t@ sarety, manginy fotsiny ny vary lasan'ny rano sy ny katsaka botry noho ny hain-tany...saingy izany ve moa no ho tanisaina fa raha mba hatrany am-pianarana ny ankizy no nampianarina hanao zavatra mirindra sy milamina ary voakaly mety ho voavahany ny olana hanatarany ny tanimbariny tsy ho dibo-drano na hahafantarany fa tsy mety @ voly katsaka ny taniny ka tsy hahafaty antoka azy lava izao na koa hahatakarany fa rehefa mividy zavatra avy any ivelany izy dia mamono asa ho azy.Asa re!

23. diloo
(
02/08/2005 12:26)
Manao ahoana aloha ise Kally:D
Miala tsiny aloha raha pahana aho t@\'iny indray mitoraka iny.Koa dia atao tahiry an-tsaina ny solon\'anarana hoe:Kally.
Ekeko ny fomba fijerinao ary marina fa mety tsy maharaka ny mpividy.Mitombona koa ny resaka \"insécurité domaniale agraire\":alatra voly.
Fa amiko kosa,tokony tsy hijanona amina \"constat des faits sociaux\" isika.Eto indrindra no tena ilaina ny tranokala toy itony hafahantsika mifanakalo hevitra,ary raha mahomby dia anjarantsika eto no manao fikaroana any @\'ny toerana misy ny tsirairay ary ampitaina @\'ny manondidina antsika.
Ohatra,hoy ianao :
Lafo ny vita gasy (constat).Ny mikasika ny antony ilavanao ny lamba anefa dia miankina ny ampiasaina aza:raha fitafy andavan\'andro,azo atao raha tsy ampy ny \"frou\" dia mividy ny an\'ny sinoa.Raha entina anaovana fifafinaretana \"occasionnel\",tsy aleo ve mividy ny antsika:manja be ny madama sy tanora vavy malagasy rehefa manao irony \"tailleurs\" miampy tafy lamba (Hmmm):wink:.Vokany:manampy ny orin\'asa malagasy no koa miaro ny toe-karena antsika izany.Ny vita gasy anie any ivelany mahazo \"succès\" e.Tsy \"bien\" kosa ve izany Kally.Ny \"devises\" miditra ary ny mpanjaitra malagasy afaka mivelona tsara.Ny vita gasy dia \"exportables\" tsara.Izaho aloha dia itako tena manja ny gasy vehivavy raha mitafy VTG.Ny fanatsarana sy ny fandefasana ireo VTG an\'ivelany mampiena ny fahantrana hoan\'izay nahita io \"créneau porteur\" io.
\"Insécurité\" ny mpamboly: maninona moa raha manangana tamboho tany manga avo manodidina ny tanimboly.Ny tany manga ve tsy \"gratuit\" e.Handrasana ao ambadika ao ny dahalo.Tsara koa raha asiana \"fosse\" misy rano mihintsy manodidina ilay tany voafefy tambo.Ampianarina Kung fu wushu ny boay-kely \"contre\" ny dahalo.Tsara koa raha mividy basy sy omena alalana ny fokonolona ao ambadik\'io tamboho be io.Tena misaina sy mahery ihany ry ireto ny olona taloha eo @\'ny fomba fiarovana,eny na dia lefona fotsiny aza.
Fa izao e :lol: samy isika mikaon-doha,fa aza manaiky ho \"résigner\" lava izao.Midadasika Gasikara.
Tanjona:
\"Madagasikara qui gagne et qui exporte et non des résignés dans la pauvreté\":wink:

24. kally
(
02/08/2005 17:57)
E! ry Diloo satriko mihitsy hahita hevitra amin'ity hala-botry ity, fa ohatrinona ary ity manangana tamboho ary hafiriana aho vao hahavita an'io raha tsy ho ravàn'ny mpisompatra izay vita? Ny hany atao izao dia ny miambina isak'alina, reradreraky ny tsy fahampian-tory ihany ary ny olona ety ambanivohitra koa vitsy ka ny raha hizara aza raha voaambina ny anyan-tsaha, asiany ny any an-tanàna,ny tany koa miparitaka amin'ny 5km manodidina raha kely.Ary tsy hary hahavita hiambina mandavan-taona, mora anie ny miteny ambony latabatra fa jereo koa ny eny an-toerana fa mifanipaka ohatry ny dakan'antitra ireo.Madama sy tanora malagasy manao tailleur, ohatrinona ny tomba-bidin'izany r'ise? Mampanjaitra amboniny tsotsotra fotsiny izao no efa dimy arivo sy iray alina, ary ny lamba, cotona sa lamba landy?Ohatrinona? Raha hijery ny tsy fandrosoana anie dia ny sarambabem-bahoaka no jerena fa tsy ny olona vitsivitsy manan-katao.Samy jerena mantsy e!
Dia mitodika amin'ny manan-katao ary aho(ry zareo manam-piara sy ny ets), nahoana aloha raha ampidinina ny vidin'ny solika?Misy fika io sao hoe ahoana eo indray,ny hetra alain'ny fanjakana no animbinana fa nahoana no mitovy @ vidin'ny any Erôpa ny solika gasy? Nrefa Eropa be hetra tsy misy ohatr'izany?Mba hahamoramora ny vita gasy ka ho takatry ny vahoaka o anton'io , dia ampidino koa ny TVA aza atao 20% fa ataovy 6% ho an'ny vita malagasy, dia ny hamenoana ny banga? Ataovy henjana ny lalàn'ny fifamoivoizana,vola be mandehandeha hameno ny kitapom-bolam-panjakana ireo tsy mahay mitondra fiara sy tsy mahay mampihantsona ny fiarany eraky ny tanàna ireo.Ny lalana malalaka sy milamina, ny vola miditra,sa ahoana ozy enao?:wink:Ny hetra-trano, be dia be ny olona manan-tany sy trano ivelan'Antananarivo indrindra any @ faritany,tsy maharay fitakian-ketra mihitsy, vola daholo izany fa tsy ny solika ihany no angalàm-bola eo.
Dia anareo ny baolina ary e!

25. diloo
(
02/08/2005 23:59)
\"fa ohatrinona ary ity manangana tamboho ary hafiriana aho vao hahavita an\'io raha tsy ho ravàn\'ny mpisompatra izay vita?\"
Kally koa tonga dia mandray an-tendrony ny hevitro.
Ilay resaka tamboho anie, satria ianao niresaka ny \"insécurité\" any ambanivohitra,ny tonga tao an-tsaiko teo no eo,dia ny ntaolo mampiasa tamboho tany manga manodidina ny tanàna vory olona.Mety ho natao fialofana manoloana ny fahavalo ny antony,na koa marim-panana ny tompon-tany.
Ankehintriny anefa raha hanangana tamboho na fefy dia vola be ny sarany: simentra,fer rond,grillage,fasika ,sns miampy ny mains-d\'oeuvre.Ny tany manga anefa misy sady maimaimpoana.Raha manangana tamboho toa ny fahiny ny mpamboly ohatra,dia mety mampiena ny ala-boly.Raha mbola tsy very ny fomba -amam-panao taloha,dia mazava ho azy fa ny fiarahana misalahy no toetra hanatanterahana izany fa tsy ny tena samy irery akory.Hevitra sendra nandalo io fa tsy voatery arahana akory.
Mikasika ny solitany,efa ho 61 dollars ny vidin\'ny barika iray ankehitriny.Ny toe-karenantsika koa anefa dia miankina amina source énergétique pétrolière.Ary arakaraka ny \"fluctuation\" ny cours du pétrodollars no mapandroso na tsia ny toe-karena.Mazava ho azy fa miantefa amin\'ny farim-piainan\'ny tsirairay izany.
Devises aman\'alina anefa no voatery avaokan\'ny fanjakana hividianana solitany ho entina hanodinana ny tranon-jiro sy hampiasain\'ny fiarakodia.Atsy ho atsy dia mety ho sahirana mihintsy isika fa mety mbola hiakatra ny sarany:Ny OPEP koa efa manomboka manidy ny robinet (réserve de pétrole environ pour 40ans), ary ny tena olana koa dia ny Chine populaire no mpandany solitany eran-tany ankihintriny.
Ry zareo ao Frantsa,ny mpampiasa fiarakodia dia mikolay eo @\'ny vidin\'ny lasantsy=1.6 euros/l, ny gazoaly=1.2euros/l.
Miankina amina solitany anefa ny toe-karentsika.Koa n\'izan\'iza ny mpitondra fanjakana eo @\'izao \"contexte internatinal\" izao dia kely dia kely ny \"marche de manoeuvre\".
Par prévision, dia ny mety ho bizness manaraka dia ny famarotana bisikileta.Mety ho rationner ny fampiasana ny solitany eto.Soa ihany koa fa mbola azo ampiasaina ny tongotra ivezivezena:?
Farany dinio ihany fa Gasikara midadasika:misy ny renirano,misy ny hazandrano sy ny voly,misy ny aren-tany.Tout est à bâtir.
Le petit laitier, il a commencé au bas de l\'échelle.S\'il a réussi pourquoi pas nous.Nous sommes dans la pauvreté,c\'est vrai,mais ne soyons pas dans la résignation.Aides toi d\'abord.N\'attendons pas ,osons.

26. kally
(
03/08/2005 06:52)
Eny ho'a ry Diloo, tena tsara raha mihetsika sy mahasahy ianao ary izany no ilaina.Fa ireto vahoaka ahoana kosa no mba hampihetsehana azy?
27. bichette
(
03/08/2005 07:16)
mamelà ahy aloha ianareo raha hiteny kely aho fa raha jerena hatramin'ny genesisin'ny tantara malagasy dia izao : zavatra tsara no navelan'ny frantsay antsika hatramin'ny 26 jona 1960, trano tsara, lalana tsara, madagasikara firenena tena nahafinaritra tokoa kanjo nohon'ny nahazo fahaleovantena dia nitsotsorika moramora teny. lasa ny saiko hoe ny vahoaka manaraka ny tenin'ny mpitondra ary manatanteraka ny baiko ka moa tsy ny mpitondra taloloha teo ve no anisan'ny fototry ny fahantrana malagasy ? dia ny vahoaka no mizaka ny vokany ?
madagasikara dia tsy ohatran'ny firenena hafa fa hafa kely satria fivondronan'ny indonezia polynezia arabo afrikanina indianina .... no nipoirany, à la base izany misy ikarazana fototra maro sy samihafa tanteraka, manarak'izany dia misy ethnies maro izay tena samihafa, samy manana ny fomba samy manana ny fiteniny samy manana ny fomba fitafiny nefa iray firenena, ny mentalité tsy mitovy, ny fomba fihevitra tsy mitovy, ao ny mafana rà kokoa ao, ao ny manao fiainana tandrefana ao ny manao fiainana tantsinana izay tsy hifanomezantsiny satria araky ny voalazako etsy ambony dia ny nipoirana mihitsy no efa tena samihafa ka mazava ho azy d'un coté raha sarotra ny manarina ny gasy noho ireo antony ireo
efa tena potika ihany koa ny saintsika malagasy, efa victime loatra ka nanosika antsika ho tia tena, tsy mieritreritra afatsy ny an'ny tenany izay transmis de generation en generation izao ka lasa tena mifototra ao anatin'ny toetsaintsika tokoa ; ny hanongotana izany ao anatin'ny sain'ny tsirairay tsy ho mora akory fa mila lavage be tanteraka mihitsy madagasikara
mimenomenon mimenomenona eto isika kanefa na isika aza mandainga izay miteny fa tsy misy fitiavantena ao anatintsika te hiadana te hiaina ara dalana : ireo ao gasikara lasa tia tena nohon'ny hamafin'ny fiainana , mangalatra, mamitaka, manjono,transgression izay moa dia mba hivelomana, mba hamelomana ny tokatrano ...ireo any ampita tsy te hody fa tsara kokoa ny way of life any ivelany ary ny karama MBA mahavelona aradalana ihany
ny fampianarana zao, mbetika ato amin'ny teny frantsay, mbetika atao amin'ny teny gasy, atao amin'ny teny frantsay nefa na ny gasy aza tsy mahay miteny frantsay akory dia amin'ny teny frantsay ny fampianarana, inona no handroso eo ? diksionera foana isaky ny mamaky paragraphe , lany fotoana sady mianatra mot vaovao no sady miezaka manakatra ny lesona tiana ampitaina
... dia avy eo avadika teny gasy indray dia ohatranizany foana
.../... zay aloha fa lava loatra

28. bichette
(
03/08/2005 07:22)
ny vahoaka foana no tadiavina izay hanovàna azy fa iza no tena nahatonga izany e ? moa ny vahoaka tsy manatanteraka ny baiko fotsiny ?ve ....jereo ny fomba fisainan'ny ao amin'ny fitondrana, moa modely ve ? moa maneho fahendrena ve ? dia avy eo ny vahoaka foana no mahazo tsiny hoe tia tena, tsy mi comprendre sns ka alohan'ny zavatra rehetra, ny fototra mihitsy no hitodio tompoko o :wink::wink::wink:
30. fasaly
(
03/08/2005 17:19)
dilo:
tantano marina ny baolina ary e!
nahay iteny sy nanipy hevitra toy izay daholo izay nandalo teo amilay toerana fa tsy mety tafarina foana i gasikara e! vao maika masaka ny vahoka.

31. diloo
(
04/08/2005 00:16)
Miarahaba ny mpandray anjara rehetra.
Izaho aloha mbola tsy nahita système politika hoe miandry fanjakana hanome sakafo sy asa vao hafampo afatsy ny système komonista (tsy misy orin\'asa afatsy ny fanjakana ihany).Efa niezaka ihany ny ex-soviétique fa tsy nahaomby matoa nianjera.Io système io no itako mamaly ny hetahetan\'ny namanana ato miandry anjara amina fanjakana (révolution populaire et collectivisme agraire).Raha io no tiany ny namana sasany ampiarina,ireo izay mazoto dia tokony manao stage any Corée du Nord.
Izaho aloha tsy mandrevy io système Komonista io.Ny système libéral, tsy miandry ny fanjakana na ho baikony vao hanao zavatra.Momba ahy, manana ny FAHAFAHAKO aho hikaon-doha hanatanterahiko ny tiako ho atao amin\'izay kely hananako.Araka izany ,tsy hiandry ny fanjakana aho vao hietsika.Ny ilaiko ny fanjakana fotsiny dia ny manamboatra ny infrastructures nécessaires (route,réhabilitation portuaire,la mise au norme de la Jirama et de la raffinerie, des zones industrielles mieux harmonisées, etsetra),et bénéficer des allègements fiscaux pour les PME locaux.Ary amiko,raha mitsinjo ny orin\'asa madinika ary indrindra mamporisika ny fananganana azy ho maro be, dia afaka manome asa ny mpitady.
Ny resaka hoe asa avy amin\'ny fanjakana angaha hoan\'izay maniry izany dia ny fidirana ho fonksionera.Koa raha atao fonksionera daholo ny vahoaka, aiza ny vola hanatanterahina izany?Fandrosoana ve izany?
Fa izao e,tsapa tokoa fa tsy mitovy fomba fijery isika.Tsy afaka ny hihonina ny fisian\'ny fahantrana fotsiny aho,fa anjarako no mitady fanefitra amin\'izay kely haiko sy vitako.Raha ny fanjakana no andrasanao hanome vatsy dia very fotoana.
Izaho mino, indrindra fa isika mpampiasa internet,mety ahitana hevitra sy fanampiana hoan\'izay mazoto hanangana orin\'asa ny fitsidiana sites de développement économique maro misy ato.Aza miandry ny fanjakana fa betsaka ny firenena matanjaka(CE,Suisse,Norvège,Suède,Japon,USA,..)afaka manampy izay te ihetsika.Izay ilay resaka tiako lazaina hoe izay mikaondoha tsy very.
Sendra nandalo tato @\'ity poste ity aho.Haotran\'ny mandrebireby ny sasany fotsiny aho.Koa avelako angamba ny samy \"résignés\" hamisavisa ny zavamisy.Na dia izany aza dia maniry ny rehetra ato aho samy hahazo ny anjaram-pahasoavany.
Tsiky dia ampy ary misaotra ireo namaky ahy.
Veloma o
Diloo :D:wink::D

32. kally
(
04/08/2005 08:58)
Moramora ihany diloo fa aza manao am-po an! sahirana amin'izany ianao!tadiavinao hiara-hiasa hanangana tamboho ny vahoaka anefa ianao libéral, inona no tena marina e?Hanagana kôperativa sa samy mandeha samy mitady?
34. kally
(
04/08/2005 14:08)
Misy vahaolana be dia be natolotro ireo ry diloo a!tsy mahay mamaky tsara angamba ianao.
36. diloo
(
04/08/2005 17:46)
Farany tena farany ity ry Kally.
Hoy ianao hoe:
Rehefa namerina namaky anao aho,dia ireto ny "Statistique" mikasika ny fandraisanao anjara:
1-Lohateny : "Re : aona ty malagasy lazaina mahantra ty e"
Ny isan'ny hevitrao : 8/35
Havanana ianao eto amin'ny hevitra "sur place" (mahantra aho aleo aho hahantra)
2-Lohateny : "suggetion pour diminuer le prix du riz a 4000 fmg /kg"
Ny isan'ny hevitrao: 2/65
Ato indray ianao sahirana satria ny namana maro ao dia miainga @'ny adihevitra ny fampiharana ny teknika mety hahitana ny vaha-olana,na mety na tsia (mahantra i Gasikara,mahantra aho,inona no hevitra ny namana sasany mety mahasoa).
Eto dia fiezahana ny te hietsika ny an'ireo namana na dia sarotra aza fa tsy mikendry ny "sur place".
Amiko tena mahafinaritra ahy ny post misy ireo namana ao satria misy fampianarana no sady ady-hevitra mati-paika:Fampiharana ny engrais NPK sy ny fiaretana ny voly vary mahazatra fahiny.
Farany, ny valiny ny fifanakalozan'i Kally ary aho, dia hita ao @'io post io ihany koa (Resaka Gasikara midadasika sy ny mpamboly).
Koa aza hajanona 2/65 ny fandraisanao anjara @'io post io.Fara-fahakeliny dia mba hataovy toa ny faha-zotoanao @'ity post ity:"Re : aona ty malagasy lazaina mahantra ty e" 8/35.
Tsy tezitra aminao akory aho,fifanazavana am-piralahina ny ahy:-* :wink::D:D:D
Veloma Kally o

37. kally
(
04/08/2005 20:02)
Aiiy dia sahirana mihitsy ianao ry Diloo marina nanisa, izaho nanoratra aza tsy nahaisa azy , misaotsa kalongany e! ary ianao hay mbola eto ihany fa tsy tena lasa akory? :D
Ary ianao ho'a aza dia mirintona loatra rehefa manketo fa tsy hanova firenena anie no aleha eto fa hifampinamana aloha voalohany indrindra e!:-P
Izany hoe raha tsy takatrao loatra ny hevitro tsy olana fa tsy izay koa no tanjona.Dia ôtsan'izay koa ny fanjaisana anjara r'ise a! tsy misy hoe isaina hoe eto no valiako folo fa izay tiako sy sekezema sy miankina @ santimaka miakatra ihany io koa!!
Soava dia ary dia asio tsiky indraim-bava ary aloha e!:wink:

40. Herimiafina
(
24/08/2005 20:47)
Marina izany. Ovay ny marimpandrefesana ara-economika misy any amin'ny tanana fa raha ampitoviana amin'ny fomba fandrefesana ny économie aty amerika dia aza gaga raha misy miteny hoe mahantra nareo.
Ovay amin'ilay mety amintsika e, dia ho hitanareo fa baibl ny malagasy. Andeha hanafana ny maoteran'ilay BM Z4 ao vetivety aloha aho an.