tiako enao nefa??

1. zefalah ( 11/07/2005 02:04)
tia hony izy nefa tsy te hiaraka aminy?
aona ko ty? le olona tia nefa tsy te hiaraka ?
zany hoe izy zany makatia an'le sipa nefa tsy te iaraka am'le sipa?
inona no tokony ataony amin'zany? nefa izy efa kopaka be mihintsy?
:oops: mba mahavarina lehy raha manao kara tony.
izy tia nefa tsy te hiaraka? ka inona no ataony mba ahatafita ny fitiavany?
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:07
2. HeryLo ( 11/07/2005 05:24)
:lol:Misataky marô anao ka.
Raha tia anao izy dà miaraka anareo raha tsy izay izy tsy manampitiavana.
:-D:-D:-D
3. ainaheri ( 11/07/2005 09:03)
Lay miaraka aloha we aona e? miray sa ...
Ny resakao eo aloha d momba ny fitiavana
satria samy manana ny tiany ny ol tsi11,dia
tsy voatery eo @ aranofo ihany no ampisehoana
izany.
Eny misy maro ireo veh na ny leh zay mihevitra fa refa tsy manao firaisana aminy lay olon-tiany d
manana olon-tiavina any ambadika any izy zay!!
Nefa zay amiko diso satria samy manana ny fitondrany
ny fitiavany ny tsi11.
4. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:20)
Ka ny fitiavana lasa tsy maharitra raha tsy misy na inona na inona manjo, leo mifampiresaka fotsiny eo dia zay no vita.:@
5. ari.malala ( 11/07/2005 11:03)
marina v zany ry jhoul?
6. boalimena ( 11/07/2005 12:48)
raha miahotra enao dia aza mitia é,fa rahefa tia aza asiana "nefa" izany mihitsy ,mbola misy zavatra hafa izany ny tanjonao,ary azo heverina fa tsy tia enao,fa maka fanahy fotsiny!!:roll:
7. Herytae ( 11/07/2005 13:15)
:evil:
8. jhouhlambout ( 12/07/2005 12:46)
ari.malala:

marina v zany ry jhoul?



Ié, andramo anie é!
9. HeryLo ( 12/07/2005 14:12)
Tsapao kely letsy izy hoé andramo hampirafesina.
Fa mirisk éla @ zay an !!
10. fijo ( 12/07/2005 21:37)
ndao hoe andramana ry ari?
11. poupounesana ( 14/07/2005 07:43)
tsy mazava tsara izy zany! tia izy fa tsy te hiaraka? mety misy antony ao zama ah! sao d mbola te hianatra tsar izy alou fa refa azo ny diplaoma vao te hiaraka aminao? ohatra ihany ny ahy io!fa izy ihany no mahalala zay tena antony koa!
12. sonwin ( 14/07/2005 09:03)
tia leiry zany fa tsy te hanao e
13. fasaly ( 14/07/2005 17:33)
nefa enao tiko!!!!
14. sonwin ( 14/07/2005 21:01)
za ve :lol::-*
15. fijo ( 14/07/2005 21:44)
poupou io an.ex le sipa e.
sonwin,mety ho ialahy io ko
16. lilbon ( 15/07/2005 04:35)
SALII!
Tia ,nefa ...(miampy sourire commerciale kely)
:lol:raha fenoiko ny banga de we mbola tsy ampy ny fitiavako na kou we aleo alou hoeritreretina ze soa azoko aminao !!!:oops:
zany asehoy daholo aloha zany le "interet"ampy hanosika azy ho tia anao be be koukoua!:roll:
:evil:aminay manko raha vao tsy tia @le premiere fois iny le oll de aleonay mikisaka fa sao tataka eo ny paosy!:-D
17. fasaly ( 15/07/2005 07:15)
libon:
tatahana amin'inona kay!?????mitondra lame angaha lay ol sa inona.....de raha tataka zairina e!
18. sonwin ( 15/07/2005 16:43)
he he he
19. sheran555 ( 18/07/2005 15:31)
Sarotra ny fiarahamonina, ka izay no mahatonga ny olona sasany hihevitra lalina aloha vao miroboka, izay anie 'lay hoe tsy mianika hazo tsy fantatra e! Raha te hanana ny tsara sy azo antoka dia mila maharitra, sy mandinika tsara, fa ho hitanao foana ny ilazana ilay fitiavana
20. fasaly ( 18/07/2005 15:59)
marina izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1347