Ny vinanto vavy sy rafozambavy!!

21. sariaka91 ( 12/07/2005 22:07)
Marina be ny an'i Saholy. Samy tokony miezaka mitazona ny toerany na vady na rafozana mba tsy hampisy romoromo.^^^^
22. fijo ( 13/07/2005 21:24)
saholy o,ka zanany kosa iny ko.
23. sonwin ( 14/07/2005 21:06)
24. mandrindra ( 18/07/2005 13:59)
fehiny : ny vehivavy no mametraka olana.
25. fasaly ( 18/07/2005 14:31)
fa ny lehilahy no mitsolatsolana
26. booboo ( 21/07/2005 06:49)
hihihihihihihi
27. mandrindra ( 21/07/2005 15:02)
fasaly, izany hoe sady tsy tokony haka vady no hanary reny ve izany ny lehilahy ?
28. fasaly ( 21/07/2005 18:34)
aiza ndray re no hisy hanary reny zany e!
tsy azo ariana iny fa nahitàna masoandro e! fa tsy azo atambatra izy roa lay vady sy reny zany fa hasaraka samy manana ny toerany avy de amzay milamina ny raharaha e!
29. miantra ( 22/07/2005 08:16)
Miarahaba antsika rehetra,

Ny ahy indray ny fijeriko azy ry zareo dia efa be dia be ny pré-jugé ka na tsy misy eritreritra inona ary ao antsain\'ny iray dia ny iray efa tonga dia.... (na ilay reny io na ilay vinanto vavy);

Za aloha tsy miditra amin\'ny fifandonana raha mbola misy azo hiafina fa mapalahelo ilay iray raha izay no sanatria misy.
Manjary ohatran\'ny hoe manery ilay vady hifidy izany ianao na ianao vadiny na ny reniny.

sarotra be......

30. sahouly ( 01/08/2005 15:43)
fijo:

saholy o,ka zanany kosa iny ko.


fijo> ekena fa reny izy , ary tsy lavina fa fitiavany ny zanany no mahatonga azy te hitodra @ ilay tokantrano fa na izany aza e! ilaina lanjalanjaina ihany hoe hatraiza ny tokony hidirana mba tsy hisian'ny fifandonana, torak'izany koa ny vady

31. fijo ( 01/08/2005 22:43)
marina izay,fa le vady koa tokony ahay handanjalanja ny teniny sy ny fihetsiny amin'ilay reny.
32. pitchou ( 06/08/2005 10:17)
ny fanafodiny wa d mandeha mipetraka lavitra be ny misy ireo RAD d vita!
33. cocorie ( 09/08/2005 13:46)
F'anga izy raha alavitra de sur hoe fa tsisy blèm intsony? hamangy izy de atory any elaela fa lavitra loatra nareo, de hanao vakansa aty zahay; de zistoire fôna e!
34. booboo ( 09/08/2005 13:56)
fa mba efa tsy matetika kosa fa ndraindray ihany sisa e
35. chipie1 ( 10/08/2005 11:08)
cocorie > :-D:-D
36. falguiere ( 10/08/2005 18:06)
mandridra
Ary mandrindra kosa toa mora tezitra:lol:fa mila mifandefitra dia mandeha ny fiainana...
37. fijo ( 10/08/2005 22:11)
ka maninona moa raha nareo efa mahalala le fika no halaiko,amin'izay tsy misy olana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034