OR NOIR

1. ainaheri ( 08/07/2005 13:20)
Nalaza tao ho ao fa misy petrol ao MDG raha izay marina moa no zavamisy d aona??
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:18
2. Kintanakely ( 08/07/2005 14:04)
Raha zay no zava-misy de hanankarena sika, raha tsy izay de mety ho lasa kianja fiadian'ny firenena matanjaka hahazoany ny tena zavatra.
Saingy tsy izay fa nofy io. Sarotra amiko ny hino fa misy solitany tavela ao am firenena nisy volcans vao tsy ela loatra. Solika fandrehitra nandalovan'ny afobe (magma)? De inona no ho tavela ao? Asa angamba petrole vao nateraky ny fako tao Iarivo vao vetivety de hangina aho. Raha misy ao de angamba de taitaina pétrole sisa fa tsy solitany azo ianteherana akory.
3. mandrindra ( 08/07/2005 14:29)
efa ho avy indray i bemolanga
4. fasaly ( 08/07/2005 15:38)
k'iza moa no ho avy hitratranga izany ao fa ny vahiny ihany raha misy tokoa
5. STONG ( 08/07/2005 16:03)
tsy mampihena ny vidin'ny solika zany
6. ainaheri ( 09/07/2005 01:36)
fa mety mampiakatra ny fari-piainan-tsika kosa
7. dadabe ( 09/07/2005 03:26)
ny sur aloha de hoe misy fa le fitrandrahana azy no mila fitaovana harifomba,de ny US milaza hoe hitrandraka saingy "fifty fifty" fa deba toa tsy nanaiky de tsy ....tsy haiko intsony e:-$
8. fijo ( 09/07/2005 22:38)
raha misy aloha dia efa toky izay e.za aloha ts mbola naheno ofisialy hoe misy ao
9. dadabe ( 10/07/2005 08:46)
fa ny tsaho ie
10. mandrindra ( 11/07/2005 13:42)
fijo, minoa fotsiny ihany e:D
11. fijo ( 11/07/2005 22:18)
za tsy hafaka hino ny tsy hitako ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.738