Vita sinoa

21. Mifenty ( 09/07/2005 10:23)
sakano ary ny kelimaso de aleo iany ry bekintana no hanjaka eh.


tsotra né zany eh.

Amafisiko le an-dramatoa etsy ambony eh : Zé manambola mandrairay zé tsy manam-bola minana ny tanany.

Sady refa tsy mahavita ve ny gasy tsy aleo anaovan'izay mahavita eh. na rainiboto io na bekintana indrindra moa fa ny kelimaso. Oay tsy adino i reny malala .
22. fasaly ( 12/07/2005 20:39)
ka zany hoà, raha hitohy izao de ny kely maso no hanjàka atsy ho atsy, ary izay mintsy no tena tetik'ireo ka!
23. kally ( 13/07/2005 07:17)
Raha izaho aloha ny tena tsy itiavako an'ilay vita sinoa tandrametaka be, tsara jerena lavitra fotsiny fa raha vao akaikezina tsy misy endriny mihitsy ary mainka moa raha ampiasaina mampiteny irery mihitsy.
Rehefa hikatona daholo ny orinasa hafa ankoatry ny sinoa dia tsy hisy zavatra tsara sy mafy intsony eto ambonin'ny tany izany?
24. bichette ( 13/07/2005 10:01)
arakarany io an ! misy vita sinoa fa tsara an ! ny akanjo fa tandremo ary marina tokoa ny lazain'i vancleef ny resaka electronik
ny hoe fohanana tanteraka ny vita sinoa, tsy mino aho hoe hevitra tsara io, ahena angaha ho an'ireo tena tsy mahatakatra : kilalao ny ankizy rehefa fety, termosy ho an'ny terabao ohatra, sns

nareo ve tsy mahita fa ny gasy (asa na ity grevy lava ao ankatso koa) saika mivarotra daholo ny ankamaroany, tsy mahavita fianarana na maika hahazo vola nohon'ny anntony maro samihafa dia mitady fripy amidy, mitady bizina , mitady afera, resaka varotra daholo fa vitsy ny tena mahavita fianarana

ny ankizy gasy koa tezaina amin'ity manara damaody ity nefa tsy matakatra ny volan'ny RAD, dia soa fa eo ny sinoa na dia faux aza no amidiny fa rehefa misy "marque" fotsiny ka ahafahan'ny ankizy miteny hoe "de marque ny tennis-ko " dia mahampy ; misy RAD fantatro mividy portable 2 000 000 fmg satria izany no tadiavin'ny zanany, mividy tennis aminà million satria hono menatra ny namany izy, sns,.... vola lany amin'ny tsy misy antony akory nefa avy eo ilay zaza tsy mahavita fianarana akory fa ilaozany mikarenjy sy mitaingi-tamboho satria hono nankahala azy ny prof de philo, tsy mahay mampianatra ilay prof de math, antitra loatra ilay prof de anglais, severe loatra ilay prof de malgache sns

hors sujé fa miala tsiny



25. fasaly ( 13/07/2005 14:27)
ka atao ahoana aza fa zay lay fitaizaina ankitrio e! ny ankizy ndray no mibaiko ray amandreny na ho lany amina Million aza de hatao ihany.
fa ho an'ny tsy matakatra any dago de mifaly amy vita sinoa alony hatramizao, izaho aza mbo nividy sandale fa tsara tarehy de tena mi geste be manao azy aty andafy amzao été zao sady tsriritin'ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4956