sao d mba tafahoatra loatra

21. ainaheri ( 08/07/2005 10:02)
Ka mifangaro ao doli anie lay izy,za mba miteny fotsiny fa tsy mangalabaraka fa na ilay ankizivavy aza efa ho akaiky lany ny ttasiny ko.
Fa raha ny amiko ndray tsy vahaolana ny mandroaka azy fa ny zvtr mba tadiaviko aminytokony mba hi s'adapte @lay fiainana izy fa tsy hanao zay toetrany zay
22. bichette ( 08/07/2005 12:08)
raha vao tonga frantsa izy dia tsy mahagaga raha ohatran'izany, atao lavage de cerveau (miala tsiny @ fitenenana) loatra manko hoe "tandremo any andafy any fa maha very fanahy be, mampihena finoana sns mampiverindalana wawawa ..." dia izaho bichette milaza hoe "tsia"^:^^:^^:^ tsy izany loatra fa io miankina ny tena fifandraisana PERSONNEL @ Atra, ny ny resaka hoe miverindalana sy ny tsia (sujet hafa indray ity) :^)raha tena mifandray sy tena mamoa faka ao ampo ny zavatra iray, na dia eny @ toerana maina karakaina aza ny tena tsy miova ny ao ampo. fa marina ny anao ainaheri, tokony hi s'adapte izy fa raha vao tonga andafy matetika ny gasy dia manao ohatran'azy io:/ reaction normal ny azy aloha e

miala tsiny aloha fa ohatran'ny maneno ny hevitro be foana zah fa adihevitra no atao an:-*
23. Mifenty ( 08/07/2005 12:48)


Bravo Bichette


aoka ny tsy mihinana tsy hanamavo ny mihinana moa izy zay de vice versa sa aona le?

Mbola ho avy aza le hoe fivavahan'ny mitapaka sy tsy mitapaka kou .:-D:-D:-D:-D:-D

Ataovy iany ny miseho ho fanatika amnio kou.

Tsy ny mofo iany anie no hiveloman'ny olona fa ny vary, pates sy couscous kou e.:-D:-D:-D
24. dadabe ( 09/07/2005 04:02)
mifenty >tssssssss lah ty lesss tsssss !! aleo ihany ny fivavahana miaraka @ raboritra sy gerard kle :-D:-D
25. Mifenty ( 09/07/2005 08:09)


ita oà lesy le.:-D:-D:-D
26. dadabe ( 09/07/2005 13:18)
:-D:-D:-D
27. jhouhlambout ( 10/07/2005 09:23)
28. dadabe ( 10/07/2005 13:01)
ok:@:@
29. Mifenty ( 10/07/2005 15:16)
:^):^):^)ko
30. pitchou ( 13/07/2005 09:03)
raha izaho kosa aloha, raha ao an-tranoko dia ny lalana ao an-tranoko no miasa fa tsy ny azy e! hafa raha hoe vahiny mandalo 1 andro na 2 andro! fa tsy hoe izy ampiantranoana hipetraka ao @ ny tena no hiseho hametraka ny lalanany sy ny fombany!
Ary raha misy fery izany, rehefa tsy mety ho any @ dokotera dia asaiko miala tao an-trano! hainao aiza hoe aretina inona no mahazo azy ? tsy hifindra aminao fotsiny ao? lalanan'ny fahasalamana farany tsotra izany!
31. Mifenty ( 13/07/2005 17:52)


fita oa kou
32. sonwin ( 13/07/2005 23:12)
fita koa oa kou
33. jhouhlambout ( 13/07/2005 23:23)
:@ié
34. sonwin ( 14/07/2005 09:07)
eny owa e:@
35. johns ( 19/07/2005 07:22)
ainaheri:

ny momba ny 10% ndray d omena ny mpampivavaka mihitsy fa tsy alefa aiza zany

Raha ny resaka fivavahana dia tokony hifototra tsara amin'ny baiboly, ary raha araka ny baibolinay FJKM dia tena mety ny 10% io ary takiana mihitsy aza. Ary ny tena destination'io vola io ary ara baiboly dia natokana ho an'ny Mpampivavaka irery ihany fa tsy azo alefa ho fanampiana na zavatra hafa araka ny teninao. Ny mahavoa kely ny fijerinao fotsiny dia ny resaka secta


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5229