Mba sendra nanitika ny saiko

1. ainaheri ( 06/07/2005 17:07)
Maro amintsika no efa nanadino ny tantaran'ny
MDG ka raha azonao atao ve ny mamerina izany eto
ohatra firy km2 ny habeny de iza ny faritany ngeza ndrindra ary iza no kely indrindra d inona doly ny vokatra misy @ reo faritany ireo?Mitovy habe
@ iza i Dago?
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:19
2. hery ( 06/07/2005 17:39)
http://mg.wikipedia.org/wiki/Madagasikara anie dia fenoy rehefa voaangona ny eto e...

Afaka mameno daholo ny olona rehetra.
3. dadabe ( 07/07/2005 11:50)
4. tranokely ( 07/07/2005 13:21)
aoka ny azy
5. dadabe ( 07/07/2005 23:57)
:°)
6. fijo ( 08/07/2005 04:35)
inona daholo ireo le
7. mandrindra ( 08/07/2005 08:03)
fijo, tantaran'i Madagasikara ka :D
8. ari.malala ( 08/07/2005 08:35)
in le we ny azy?
9. ari.malala ( 08/07/2005 08:36)
in le we ny azy?
10. dadabe ( 09/07/2005 03:28)
zah kou tsy mahazo8)
11. fijo ( 09/07/2005 22:39)
ny azy ve,le any aminy ka
12. dadabe ( 10/07/2005 08:48)
inona e
13. ari.malala ( 11/07/2005 10:17)
fijo â! ka le we any aminy anie no tsy azo ê! vola ve sa inona? :)
14. mandrindra ( 11/07/2005 14:46)
ari.malala, alaivo dia jereo izay ao antiny dia ho fantatrao!
15. fijo ( 11/07/2005 22:19)
ari malalako o,aza tia mikaroka izay any fa sao Hummmm eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.416