ansa...
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
22. fasaly
(
09/07/2005 09:46)
rdjr:
niantefa tany amy toi angaha le hira....
enao aza mbola mitady vehivavy 18 à 20 ans ko!

![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
23. xxx
(
09/07/2005 11:09)
tianao izy rehefa manaraka tsara izay hataonao rehetra,manampy anao amin' izay ataonao, mifantoka tanteraka aminao daholo izay ataony ê! mety mahita anao aza izy na tsy eo aza enao! misy anao daholo ny tontonlony! revo anao izy izay!
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
24. poupounesana
(
09/07/2005 14:42)
misy tsy itovizany ry xxx satria :
ny bandy matetika tsy tena mifantoka @na vhv zany mitsy tsy midika anefa izany hoe tsy tiany le sipa!
hafa ny sipa, refa tena tia d tena afoy daolo ny zavatra hafa rehetra!fa ny bandy na manana olon-tiana aza tsy misy miova ny azy ny fiainany.
Raha tena te hahafantatra hoe tena tia tokoa v d mila mandinika tsara fotsiny eh, ny zavatra ataony rehetra : mba mitsinjo anao v izy @zay zvt ataony? mba manokana fotoana hoanareo irery v izy? efa nanao projet d'avenir v ianareo na d we resadreska momba ny hoavy? etsetra e...
ny bandy matetika tsy tena mifantoka @na vhv zany mitsy tsy midika anefa izany hoe tsy tiany le sipa!
hafa ny sipa, refa tena tia d tena afoy daolo ny zavatra hafa rehetra!fa ny bandy na manana olon-tiana aza tsy misy miova ny azy ny fiainany.
Raha tena te hahafantatra hoe tena tia tokoa v d mila mandinika tsara fotsiny eh, ny zavatra ataony rehetra : mba mitsinjo anao v izy @zay zvt ataony? mba manokana fotoana hoanareo irery v izy? efa nanao projet d'avenir v ianareo na d we resadreska momba ny hoavy? etsetra e...
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
27. fasaly
(
09/07/2005 18:01)
zà kosa sérié be e! fa mbo manala azy kely fotsiny njainjay zany mou o!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
28. fijo
(
09/07/2005 23:41)
poupou anie io e.atokisako io fasaly an.zavatra hainy tsara raha io resaka fitiavana io,ka izay izao no hitiavako azy io.mba hampianatra ahy tsara
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
34. poupounesana
(
16/07/2005 07:06)
tsisy manelingelina zany eto ka, sa za no nanenligelin an'i fasaly?