LOTTERY

1. xxx ( 02/07/2005 10:22)
I anareo ve mba efa nahazo E-mail avy any andafy ary io Mail io dia milaza fa i anao no nahazo t@ fisarihana Lottery ary dia tena vola be tokoa.Rehefa manaraka ny zavatra ampanaoviny anefa i anao dia tsy misy suite-ny intsony ilay resaka .Resaka fampiesonana ve sa tena izy ?
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:37
2. kitjo ( 02/07/2005 10:59)
mampisy virus fts!

Dia misy indray izao ilay email hoe zanak ny filoha tany Afrika izy ka tsy hainy ahoana ny hangalany ny volany fa ampio izy dia zarainareo ilay vola...

tandremo fa virus fts
3. Riffeur ( 02/07/2005 11:41)
tsy virus fotsiny io fa tena arnaque du siecle. hain-dry leirony ny hisintomana volanao @ le fikafika. Tsy misy zavatra gratos zany @ Net fa mailo ooo.
4. chipie1 ( 02/07/2005 11:48)
ekaa!!
5. dadabe ( 02/07/2005 12:00)
anareo ve mba efa nahazo E-mail avy any andafy ary io Mail io dia milaza fa i anao no nahazo t@ fisarihana Lottery ary dia tena vola be tokoa.Rehefa manaraka ny zavatra ampanaoviny anefa i anao dia tsy misy suite-ny intsony ilay resaka .Resaka fampiesonana ve sa tena izy ?

efa tratran'io zah de misy cheques misy signature zany fa tsy misy adiresy mail,ary avy ao Australia no tena gravy aminy ,lazainy fa nahazo t@ lotery ianao de 2 500 000 us dolara no azonao :-D:-D hay resaka katsaka fotsiny kle :evil:
6. dadabe ( 02/07/2005 12:02)

7. diamondra27 ( 02/07/2005 15:06)
salama daholo,
hatraty koa nandefasny fa tsy tratrany e! le zanaka filoha io, fa mba tena curieuse za de nangatahako renseignements ry zareo oe de aona zany ny demarche sns fa hita avy hatrany fa arnaque, szady usine mpanao faux paps sy raquetteurs , nandefany preuve aho le lettre avocat, protocole d'accord, facture ny consigne etc... aty koa fetsy no izy fa de ho anareo mbola tsy tratrany de aza vakina ny mail misy piece jointe refa tsy fantatra ny expediteur sy eto antany tsy misy hanome volabe anao maimaimpoana zany. Mba mailo fa aza naifs(ves), na de vulnérables aza
8. cutie ( 02/07/2005 15:34)
dadabe [ Valio ] 02-07-2005 14:02:38
Lohateny : Re : LOTTERY
Voalaza teo :
anareo ve mba efa nahazo E-mail avy any andafy ary io Mail io dia milaza fa i anao no nahazo t@ fisarihana Lottery ary dia tena vola be tokoa.Rehefa manaraka ny zavatra ampanaoviny anefa i anao dia tsy misy suite-ny intsony ilay resaka .Resaka fampiesonana ve sa tena izy ?

efa tratran'io zah de misy cheques misy signature zany fa tsy misy adiresy mail,ary avy ao Australia no tena gravy aminy ,lazainy fa nahazo t@ lotery ianao de 2 500 000 us dolara no azonao hay resaka katsaka fotsiny kle

dadabe sao de kiwi zany fa tsy katsaka e. lollllllllllllllll
9. mishou ( 02/07/2005 22:38)
xxx> voa aloha élà iznay, za aloha tys mino ny littery iznay fa raha marina ve izany de omeny anao ny volany fa raha tsy adala izy koa, ny hatsembohann'y tavanao ihany no hihinanao de ty sy nday fa aza ampihesoninn'ny olona @ resabe izany fa olona tsy te hiasa no mitetika hanankarena @ loto izany:-P
10. dadabe ( 03/07/2005 11:27)
hatsembohan'ny tava ihany ve ry mishou?? fa ngah tsy ny hatsembohan'ny ........ihany koa??
zah hirarah:-D:-D
11. RockyMaivia ( 03/07/2005 15:54)
XXX: iza no mbola tsy nahazo anreny no tokony ho fanontaniana kle!
12. STONG ( 03/07/2005 17:07)
Zavatra efa t@ telo taona lasa zany no nisy ry zareo a! Tsy d mahagaga tsony
13. sasa ( 04/07/2005 10:58)
kitjo za efa in-2 izay no nahazo io avy any afrique io fa ny num de compte-ko indray tsy homeko izany klé, iza mahita mety blachissement d'argent io za no higadra eo, le izy ho virus kou tena marina mintsy
14. tahina7 ( 04/07/2005 11:37)
tena marina tokoa izany ry zareo a.Ny tenako mihitsy no efa niharan'izany avy eo tsy nisokatra intsony ny address e-mail-ko fa lazainy hoe suspendu.Resa-be fotsiny io re olona.
kitjo:

m^:^^:^ampisy virus fts!
t
Dia misy indray izao ilay email hoe zanak ny filoha tany Afrika izy ka tsy hainy ahoana ny hangalany ny volany fa ampio izy dia zarainareo ilay vola...

tandremo fa virus fts

15. johan ( 04/07/2005 13:39)
za koa efa nahazo an'io. fa nenah zany tena nilalao za eh, de tena nitovy le valiny! 5 chiffres no itako de niampy bonus, 500.000 $ no azoko t@ zay! dia ny banky teto no tsy nanaiky, natao ny fanadihadiana dia
resaka blanchissement d'argent le izy!no-localiser-ko
ny adresse IP ko any Cuba nefa zareo milaza hoe canada, nandeha tany @ consulat n'ny canada za, zareo nilaza hoe tsy misy io zany any @ zareo, teo de nanaovako fika! alefaso @ western union wa le chiffre fa za tsy manana compte banquaire fa iny tsy mila inn inn, de ty ny adresse-ko! atram'zao tsisy suite, hihihi nefa za efa faly hoe milliardaire tena ry Johan hihihihhi
16. fijo ( 04/07/2005 21:28)
tsy telo taona izany io no nisy fa efa tamin'ny 1995 dia efa nanomboka.tamin'izany izy taratasy na fax n alefany.fa mody homeo N° sandoka e
17. dadabe ( 05/07/2005 02:57)
:D:D
18. dadabe ( 05/07/2005 03:07)
:oops::oops:
19. fijo ( 05/07/2005 22:37)
tsiky sy tomany izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2495