Voankazo

21. hery ( 05/07/2005 23:27)
mokonazy = ?
ananas = mananasy
22. bichette ( 06/07/2005 06:13)
moknazy > lamonty (fiteny @ faritra hafa) fat sy tadidiko @ teny vazaha:-o
23. kally ( 06/07/2005 07:43)
chipie> framboises ve tsy voaroy hazo na koa voankazaon-dandy.vôriazy hoy izahay t@ mbola kely.
mangoustan=?
goavitsinahy=?
24. majakely ( 10/08/2005 14:29)
ye tokoa kally ny framboises ihany io voaroy io!!
mangoustan inn marina ary io amin'ny teny gasy?
longanne=letisia sinoa
25. lanto ( 17/08/2005 20:26)
mokonazy sy lamonty tsy mitovy kou !
misy miteny ny mokonazy hoe zizibo, sao dia izay ilay hoe jujube voalaza etsy ambony ?
ny voarointsaka : mures ?
26. lanto ( 17/08/2005 21:05)
-longoza = ?
-nanto = ?
-vontaka = ?

27. lanto ( 18/08/2005 09:46)
voanatsindrana :-p
28. majakely ( 25/08/2005 11:41)
Lanto na any amin)tsika aza ireo voankazo ireo tsy fahita firy, raha tsy any amin'ny faritra sisiny iny kano ,de ahoana no ahafantarana ny anarany amin'ny teny faranytsyhay izao ???!!!
29. majakely ( 25/08/2005 11:41)
Lanto na any amin)tsika aza ireo voankazo ireo tsy fahita firy, raha tsy any amin'ny faritra sisiny iny kano ,de ahoana no ahafantarana ny anarany amin'ny teny faranytsyhay izao ???!!!
30. lanto ( 25/08/2005 11:45)
mba mila voatsiary akia zah ah !hihii Inona izao ny voatsiary am teny frantsay ? :p fa voanatsindrana misy an !aleo alou jereko any am bazary ny anarany :wink:
31. attn ( 19/09/2005 13:01)
ary ilay voatango tsy aiko ny dikany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097