Tsunami

1. ainaheri ( 01/07/2005 17:06)
Afabaraka ny ONG frantsay fa ny azy rery no tsy mande ny asa noho ny tsy fahatokisan'olona!!
hany ka manao zvtr iray d ttasy amantaonina no ilaina
d miantona ny asa !!
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:38
2. zandrikely ( 01/07/2005 17:49)
mbola aiza no hahazo ireo vaza ireo , aleo hihinana any fa miseho milay , miseho ho mahavita zavatra nefa tsy alehany fa ny haka ny sosy no ao andoha
3. JobeTDM ( 02/07/2005 05:02)
LoooL
4. kally ( 02/07/2005 09:55)
Tsy dia resaka taratasy no nahataraiky azy fa mba tiana hasiana zanany any @ banky ny vola e! avy eo mety ny zanany no havoaka raha havoaka any @ tsunami fa ny reniny aleo hijanona ho an'ny zalahy be seza.

Dia mbola hanindrahindra sy haka tahaka ny frantsay ihany va re ny gasy e?
5. eh ( 02/07/2005 10:40)
efa ela ireo no tsy mahavoa fa izao vao tena hita ê! ary mbola vaomaika aza hiarihary eo ny fahavoazany! aiza moa isika no nandroso TALOHA toa ireny no niarahana?mbo anjarantsika indray izao no mitsikera azy ê!
6. kitjo ( 02/07/2005 11:01)
Ka teo aloha tsy nisy sahy niteny na hita fa tsy mety aza fa miara-mihinana koa.

Tokony avoaka gazety daholo izay manao ny tsy mety rehetra dia aleo samy ho hitan' ny havany eo dia amzay samy manao

Frantsay frantsay,,,,zarany aza enao voa eo fa mody tolorany kely nefa hangalany be....
7. dadabe ( 02/07/2005 12:07)
tsy maharaka ny sinoa =D=D=D=D=D
8. stephane197 ( 02/07/2005 12:57)
Vazà Frantsay ve? tsy magaga ahy aloha eh!. Efa zatra nanjanaka antsika izy ireo dia tadiaviny ataony aminizay tini anaovana azy daholo izay misy azy rehetra. Tsy raciste akory aho fa ireo kosa an! tsy alehany ireo.Mba manaraha tantara fa izay firenena rehetra nandalovanizireo tsy misy firenena mandroso na 1 aza! fa firenena mahantra daholo no misy azy.Ka normal ra tsy mande ny azy ry ainaheri.Aleo ho hitan'ny firenena eo fa tsy ny havany irery ntsony (Reny malala mo izy io sa Renikely?) le faha2 no izy.
9. mishou ( 02/07/2005 22:36)
za aza mba gaga ny fomba fi-bloqué ny gasy tsy hankaty france aty, raha tany dago aho nanakaramako jiolahim-boto hanatefaka tehanamaina iay vazaha vavy miseho milay efa lazain'olona frigide iny fa tena miseho milay loatra fa soa ihany aho fa tsy tany,
fa gaga koa aho hoe raha gasy no nanao an'io toetra io fa nanakaramn-dry zalahy jiolahim-boto 25 000 hanafay azy kely fa tena mbola mitsatsaka frantsay ihany isika an. Tena tsy ampoiziko mihitsy:wink:
10. kally ( 03/07/2005 07:17)
Ary ilay frantsay tsy vitan'ny hoe tsy mahavita azy fa mpanakorontana : jereo ny korontana rehetra misy dia ao ambadika ny frantsay ,ny any côte d'Ivoire, ary zareo dia naman'ireo mpanakorontana sy mpanao didy jadona foana,asa inona indray no halehan'i Chirac any Madagasikara ,mitady inona hakorontana indray:twisted:
11. dadabe ( 03/07/2005 11:29)
Lohateny : Re : Tsunami
za aza mba gaga ny fomba fi-bloqué ny gasy tsy hankaty france aty, raha tany dago aho nanakaramako jiolahim-boto hanatefaka tehanamaina iay vazaha vavy miseho milay efa lazain'olona frigide iny fa tena miseho milay loatra fa soa ihany aho fa tsy tany,
fa gaga koa aho hoe raha gasy no nanao an'io toetra io fa nanakaramn-dry zalahy jiolahim-boto 25 000 hanafay azy kely fa tena mbola mitsatsaka frantsay ihany isika an. Tena tsy ampoiziko mihitsy

hihih zah hirarah:-D:-D
12. fijo ( 04/07/2005 21:32)
aleo aloha hanao ho ita any ry kally an.matahotra mantsy izy izao dia manambitamby any mada.
13. dadabe ( 05/07/2005 03:19)
:-D:-D
14. kally ( 05/07/2005 14:26)
Inona koa ity mahatapa-tsinay an'ity dadabe?
Chirac efa manomboka mivadik'atidoha,efa manomboka miteniteny foana koa, izany olany fa ny tena manirikiry ahy ity i Ravalo manaiky ny hampiantrano azy nefa hita fa olona tsy fampiditra an-tanàna iny fa tranon-dainga sy mangalatra sy manabotry vahoaka fotsiny no adiny.
15. mandrindra ( 05/07/2005 16:22)
alao hitapô aloha izy mitsam dia hita eo izay fetsy e
16. kally ( 05/07/2005 17:05)
Hiray tsikombakomba???
17. fijo ( 05/07/2005 22:38)
samy filo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1852