an-dafy

21. fasaly ( 04/08/2005 17:15)
fijo:
lay ravitoto sy henakisoa ve hummmmmmmm!
mitelindrora fotsiny e!
22. zefalah ( 06/08/2005 09:48)
sanana> marina mihintsy letsy zany sanana.
sika mila apiseo ny tanindrazana fa tsy nilalao na nandany vola fotsiny nande aty @ tanin'olona..fa hitondra vokatra.
sanana>> lay tenin'se ery ambony ery marina daholo.
fa miankina @sika tanora koa io..satria misy @sika zao no varina milalao fitiavana sy ny sisa..de tavela eo lay fenarana..
tozz fika letsy ra sanana :D
23. fasaly ( 07/08/2005 08:42)
zefalah:
fa iza no milalao sy mandany vola antanin'olona izany? raha mbola miaina eto ambon'nny tany koa anie tsy maintsy mamaoaka vola ampaosy e!
apiseo ny tanindrazana ahoana izany??,tsy azo!!!:roll:
ny fiainana koa na antanin'olona na an-tanindrazana raha tsy misy fitiavana mety tsy handeha, ka tsy hoe mitia olona akory de hoe milalao fitiavana, ny fahaizana manadanjalanja ny fiainana ihany io fa mandeha foana.
marina aloha fa mety misy tsy mahay mappiraka ny fitivana sy ny fianarana ......
24. rhevinilsen ( 13/08/2005 20:05)
tssssss
na izany na tsy izany

tsy misy tsara hoatran'ny fiainana en communauté hoatrin'ny any dago e, sympa b ny gasy

fa le fifandraisana tena zavadehibe @ fiainan'olombelona
tsy mahagaga raha mande @ psycho foana ny vazah fa tsy ampy ecoute sy fifandraisana
25. britney ( 14/08/2005 08:30)
tandremo rhevibilsen, fa any amintsika tsy misy ny psycho de lasa adala ny olona tsy hitanao angah ny fitobmoan'ny olona lasa adala....:roll:
26. xxx ( 18/09/2005 15:26)
rhevinilsen:

tssssss
na izany na tsy izany

tsy misy tsara hoatran'ny fiainana en communauté hoatrin'ny any dago e, sympa b ny gasy

fa le fifandraisana tena zavadehibe @ fiainan'olombelona
tsy mahagaga raha mande @ psycho foana ny vazah fa tsy ampy ecoute sy fifandraisana



héhéhé, misy olana @ psy nga ranamana izany?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2477