minànanka

21. yonikafopl ( 03/07/2005 16:55)
:-w tena minanaka tsss hihihih
22. sasa ( 04/07/2005 10:38)
oadray dadabe lesy:-w:-w:-w
23. yonikafopl ( 04/07/2005 11:03)
sasa oujyy fa nga mahagaga anlah njay dadabe lesss?? tena minanaka waaaa:-P
24. akamatiana ( 04/07/2005 11:44)
dadabe zah wa tsy mila okasioooo=(( l jojopila reny iany:wink::-P
25. majesty ( 04/07/2005 13:07)
sasa:aza alefa lavitra fotsiny ny saina less
26. dadabe ( 04/07/2005 13:32)
pounk kely jiaby klou e(l):°)8):P
27. akamatiana ( 04/07/2005 14:13)
:^)
28. sonwin ( 04/07/2005 20:40)
:^):^)
29. yonikafopl ( 04/07/2005 21:34)
:^):^):^)
sonwin fa taiza fona klou lah eeeee, so de mba ninanaka tany kleee:wink:
30. dadabe ( 05/07/2005 03:39)
zah hirarah !!:-D:-D

de pounk kely jiaby klou e(l):°)8):P
31. akamatiana ( 05/07/2005 06:06)
kii anah l:^) kou minanaka doly nareo:-P
32. mishou ( 05/07/2005 08:46)
resaka mitsitoko2 ve rangà no ato koa, ery ambony sanana + akamatiana + welie, mot de passe @ io no miainga eo
eto ambany indray bedada + akamatiana + bebe de mbola mots de passe foana
akamatina aloha fax indry fa ndry maharaka e
za zany ahoana @ izao
hamorona antoko vaovao, tsy mahita kil, za nefa tsy kôpy mihitsy @ le resakareo, inn ary 'ty, asio fandikan-teny wa le izy:-D:-P
33. majesty ( 05/07/2005 10:20)
mishou:andao ntsika sy njyu koa mba hamorona antoko vaovao dia tsy asiana mot de passe:P:P:P
34. sasa ( 05/07/2005 10:25)
majesty he he he he wazan'i ramifenty eo elah fa mipetraha tsara de mamitsaha
mishou njy aza mahay kou mody fanina eo
35. dadabe ( 05/07/2005 11:04)
zah hirarah !!:-D:-D

pounk kley jiaby aza klou e(l):°)8):P
36. sasa ( 05/07/2005 13:26)
za hivaky la tête
37. mishou ( 05/07/2005 16:11)
sasa> fa angah manao an'izany iny mifenty iny, antoko ange no foronina fa tsy hoe inn e:roll:
sasa> fa inn no vakian'élà, vilany sa takotra?:-D:-P
38. akamatiana ( 05/07/2005 17:48)
mishou he he he tsy fax zah fa akamatiana:-P:wink: eo njy njay atao fox ary eh:^)
39. sasa ( 06/07/2005 10:55)
mishou sur aza fa tsy manao an'izany lery
le vakiako ve no tinjy ho fantatra, BOZY akia an
40. dadabe ( 06/07/2005 14:53)
dray le ,ty mandainga :{:{ elah sy majesty aza efa no filmer na kle :-D:-D:-D

pounk kely klou e:°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4821