Mety hiova ve ny anaranao?
21. bichette
(
07/07/2005 08:42)
ie, hoy majesty
bdb ny andriamanitra fa ny antsika kristiana no tokony ho tokana ka;ohatra hoe ny olona sasany zao dia ny masoandro no lazainy fa Atra,ny sasany ny kintana ...snska ahafantarana hoe andriamanitra inona na hoe iza no tompoina dia nomena ny anarana hoe "kristianina" izay mino an'ilay Atra sy kristy, dia izay mino an'i Boydha dia nomena anarana hoe boudiste hanavahana azy :^)
23. zefalah
(
11/07/2005 02:28)
ainaheri>> za alo tena niakatra mahintsy e
:-D anaranao anaranao fona..resaka finoana.Andriamanitra dia ray fa ny fomba filazana azy no samy afa..misy miteny aosa..misy miteny farsy
misy miteny basto..misy miteny arabo..frantsay. ordo .malawy..sns..fa andriamanitra dia ray iany.
fa le hoe anaranao>>> io tsy miova zany na aiza na aiza..zefalah da zefalah avao na any galily aza

24. pitchou
(
13/07/2005 08:43)
nenà aloha mety hvako ihany raha sanatria lasa any @ tany tsy tia gasy aho e!
25. marozevo
(
17/08/2005 21:49)
Tsy miova ny anaranao na aiza na aiza alehanao. Marina izany, saingy iny anaranao iny dia adika ho azon'ny olona amin'izany tany misy anao.
Ohatra : Anarana iray JEAN. Amin'ny teny Frantsay io dia azo any Frantsa (sy amin'izay mampiasa teny Frantsay). Fa aty Madagasikara mety ho hoe Lezà, na Ngah Zà no hiantsoana azy. Any Pologne dia mety ho "ian" na "Yan". Any Italie dia Giovanni, any Espagne dia Juan, any Autriche dia "Yvan".
ny ohatra matavy tapaka.....