zay vao tany
1. Dezy
(
22/06/2005 15:14)
Ty angamba tokony ho ary fa hezahana tsy asiana teny maloto
Nisy bandy ,zay vao nanao sivy ambi-enina de faly be nitantara t@ bandy rehetra teo @ pompy (bandy le refa hariva de mipetraka eo zany e)sady faly be no mitsiky tsara.
-Tena bien be ry zalahy le izy a,tena mbola tsy nahita ohatr'izany za fa nataoko otrany farara mihitsy.
De hoy lebandy raikalahy zay namaly azy
-Hitako elahy no be farora-bava no misy kaka volon-javatra ko!!!

novalian'i dadabe ny 12/07/2005 03:03
10. sasa
(
24/06/2005 04:19)
fijo ka mampmé kousa ania le izy e, i frera aza mbo nihomehy kou:-D:-D:-D:-D
12. mandrindra
(
24/06/2005 08:26)
fehiny : rehefa avy mikaly an'ireny fikabe ireny dia aza hadino ilay hazo kely fisokirana .... nify :D
17. Mifenty
(
24/06/2005 22:16)
Fantatro fa andalo eto zao i rurik hamaly de zay no anoratako vetivety eto.
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
20. mishou
(
25/06/2005 10:13)
mifenty> anjay kosa e, fa angah zze mandalo ato manokatra ny forum rehetra sy miresaka ato de hoe tsy mahita tory, sa élà nahita azy niari-tory nanao an'lé izy????
tsy mandeha mihitsy le sari kely
tsy mandeha mihitsy le sari kely