Tsetratsetra tsy aritra

21. fijo ( 23/06/2005 21:45)
hery an nen'ambositra amin'io
halavana io no tena loza.
bandy kely tana"aiza papa annn"
maboto majunga "ino malo moaa"
antesaka"akory aby cha"valiny "tsarabe akory aby"
dimbaka ambositra"aiha reee"
hihihi zaza kely"aiza ny baombao"
22. Liltax ( 21/09/2005 04:10)
any @ faritra Faradofay iny ndray toa ohatran'ny hoe " akory raha ah! " de refa veloma ndray de " veloma raha ah! " hoe " "eh raha ah! "
23. Bariry ( 11/11/2005 21:18)
Ao atsimotsimo ao, manampy ny voalazan'i Ari.malala, dia miy mano koa hoe "Talilio areo gea!"
ao Fianr koa doa somary otran'ny mihira sady asiana miondrika kely. Manja oooooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2019