lafatra ny lalana, betsaka ny toerana culturel, a la page tsara ny zavatra rehetra raha any andafy fa maro dia maro dia maro ny centre psychologique aty , ao ny andoavambola ao ny tsy andoavambla ho an'ireo mahantra, ao ny centre natao ho an'ny olona mahatsiaro irery, te hamono teny, leo ny fiainana, tsy manana moral intsony, ireo mivika ka dia anjaran'ny tsirairay ny mieritreritra