zaza natsangana
1. ainaheri
(
17/06/2005 18:06)
Nisy fandaharana iray t@ fahita lavitra zay no niseho fa ny zaza natsangan'izy mivady ndray no lasa vadin-dramatoa aza hitako ary aza mahita ahy d
aona ny fihetsemponareo ra we sendra anareo zany??
aona ny fihetsemponareo ra we sendra anareo zany??
novalian'i fijo ny 30/06/2005 20:25
2. Veloo
(
17/06/2005 18:25)
efa mivadika ambony ambany ny tany kle... ie marina io tsita a devoly tsy kely lalana an:(
3. iartistika
(
17/06/2005 18:45)
raha zà iny razoky iny tsy mba nanao arrangement tam vadiny zany mitsy!
4. sonwin
(
18/06/2005 12:48)
mahagaga marina ny sahala amin'ireny,ny cas efa hitako indray, ny zanaka vavy natsangany no lasa vadinìlay ranga , de nisaraka izy sy ilay tena vadiny..
5. mirabel
(
18/06/2005 17:00)
zah manao hoe mbola tsara toetra ilay rangahy ary ny zavatra toy ireny dia mahalasa fisainana hoe hatraiza no fetran'ny eritreritry raolombelona
sendra izay vehivavy tsy vanona koa satria amiko ilay ramatoa norangoro fototry ny afo aza manody e
sendra izay vehivavy tsy vanona koa satria amiko ilay ramatoa norangoro fototry ny afo aza manody e
7. yonikafopl
(
19/06/2005 04:12)
cousine ary maninn njy tsy mahateny??
Misy film gasy zay mitovitovy amzany raha efa hitanareo, ilay ray nitia mangina ilay zaza natsangany. Misiterin'ny villa edena ny titre
Amzao fotoana izao de betsaka ny tranga toy izany, ny an'ny sasany aza moa zanaka naterany aza vitany ka vao maika fa we zaza natsangany. Ilay toetsaina no miha midina ambany di aambany, ary ho lasa ambany noho ny an'ny biby io kleee:?:roll:

8. dadabe
(
19/06/2005 17:34)
Miverina ery ambony
Mpandefa : mirabel [ Valio ] 18-06-2005 19:00:52
Lohateny : Re : zaza natsangana
zah manao hoe mbola tsara toetra ilay rangahy ary ny zavatra toy ireny dia mahalasa fisainana hoe hatraiza no fetran'ny eritreritry raolombelona
satria izahay lehilahy de manaja ilay fanekena t@mariazy manao hoe "na ankaratsiana na ankafaliana dia zah tsy handao anao fa ho vadiko mandrakizay ianao ..." hihihi
10. ainaheri
(
20/06/2005 12:30)
Dadabe > marina zany fa saingy kosa sangy mihoatra ny
loha ny azy ka tsy laniko ka!!
loha ny azy ka tsy laniko ka!!
11. ari.malala
(
20/06/2005 13:08)
efa lehibe nga le zaza? mba tsy matahotody koa na le zaza na le ramatoa raha izany!
12. fijo
(
20/06/2005 22:34)
tsy azoko izany.raha fanjanahana arapitsarana dia tsy hafaka mivady izany ireo.fa raha zaza notaizany fotsiny tao indray aloha revy izany ka aleo handeha e
13. ari.malala
(
21/06/2005 13:27)
ty fijo ty tena tsy atokisana mintsy kle! tena manao vaindrahalahy tsy marary mintsy marina moa!
14. fijo
(
21/06/2005 20:19)
ari malal an fitiavana io fa tsy hoe izany.araka ny voalazan'ny namùana tato dia zavatra mahery io ka aleo tsy toherina.dia izay e.
mahatokisa ahy fotsiny wa ndry
mahatokisa ahy fotsiny wa ndry
15. mandrindra
(
23/06/2005 09:08)
rehefa avy natsangana dia ampatoriana avy eo, ampianarina azy daholo ny zava drehetra , hafa kely ihany na izany aza
18. ari.malala
(
24/06/2005 10:04)
fijo, ehe, tsy azo atokisana ise ko! zanaka v no itondrana le zaza de avieo vadiana tsy efa manao SOdoma sy Gomora v zany?! :roll::roll::roll:
19. dadabe
(
24/06/2005 10:37)
fijo, ehe, tsy azo atokisana ise ko! zanaka v no itondrana le zaza de avieo vadiana tsy efa manao SOdoma sy Gomora v zany?!
fa inona no niseho tao kayyy:-w
20. fijo
(
28/06/2005 04:52)
ari malala,ndry wa mahatokisa ahy, fa homanga ny lanitra.tsy za anie no nanao an'io fa izy tany e.fa ny ahy,dia fitiavana io ka tsy hanameloka aho.