Delestazy [filma efa nandeha]

1. DotMG ( 17/06/2005 11:41)
Ie, filma efa nandeha izy ity, koa izao an: rehefa avy mamaky azy ianareo dia mody mihomehy daholo na dia tsy mampihomehy intsony aza ilay izy. OK!

Nisy efa-dahy hono nandeha botry (boutre) feno entana, amerikana, italiana, malagasy ary karana.
Somary feno entana ihany ilay botry nefa nivadika ratsy be ny toetrandro ka nahiana ny hilentehany. Ny hany vahaolana hita dia ny delestazy.

Kinga be hono ilay amerikana nandray solosaina (Mac be de be @ baoritra) dia nariany tany anaty rano. Dia nanontany ilay gasy sy ilay karana : Fa ahoana no dia ariana ny solosaina?
- Tsy olana hoy ilay amerikana fa any aminay ireny maniry hoatry ny anana, dakan' ny alika.
Dia avy koa ilay Italiana nanary paty (voamboatra tamin' ny fomba fahandro italiana) sy akanjo lamody bedebe. Dia nanontany ilay gasy sy ilay karana : Fa ahoana no dia ariana ny solosaina?
- Tsy olana hoy ilay italiana fa any aminay ireny maniry hoatry ny anana, dakan' ny alika.(-- Milay kosa ny copier-coller koa --)
Na dia izany aza mbola navesabesatra ihany ilay botry. Dia niherikerika ilay gasy nitady izay ho atsipy any anaty rano, ilay karana amin' io efa tsy teo intsony fa hay hono efa henon' i Nedala ilay blagy dia lasa izy nitsoaka tao anaty cabine dia nohidiany lakilé avy any anatiny.
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:37
2. booboo ( 17/06/2005 13:13)
hihihihi aia ngah fijo hamoaka ilay karana tao hihihihihihihihi
3. Kintanakely ( 17/06/2005 13:14)
Mody:-D:-Dzany e!=))=))=))
4. ari.malala ( 17/06/2005 13:47)
an an an, nampime ana fa ny nahazatra ana de oe le karana no natsipin'ny gasy hay moa ka nihidy tany andavapiringa ingahy! :-D :-D =))=))
5. maditra ( 17/06/2005 15:03)
Lozanareo ny karana!:-D
6. lanto ( 17/06/2005 15:08)
hahahah tsy ratsy !
7. sonwin ( 17/06/2005 15:22)
milay iny ka:)
8. Veloo ( 17/06/2005 17:10)
:-w:-w:-w
9. mishou ( 17/06/2005 21:29)
bobaka loatra moa ny karana aty dago sa ny fampiajaliana ataony ny gasy no bobaka loatra, isika koa ange manaiky hampijaliana e, tsy maniry ohatran'ny anana reny aty amintsika fa tsika mora miforitra raha vao treromin-dry le maty nefa reny tsy velona raha tsy isika:-P
10. yonikafopl ( 17/06/2005 22:37)
:-w:-w:-w:-w
=))mampme ana klou le izy eee hihihi
11. dadabe ( 18/06/2005 04:27)
=))=))=))=))=))=))=))
12. mamsou ( 18/06/2005 17:52)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. dadabe ( 19/06/2005 05:31)
:cry::cry:
14. yonikafopl ( 19/06/2005 05:53)
fa inn fona ary ty mampitomany eee, :-w:-w eo:-*:-*de mangina amzay
15. dadabe ( 19/06/2005 16:59)
:Dzay ihany anie no tadiaviko e:wink:le fihinindry eo antratrandry mampangina iny hihih:°)
16. yonikafopl ( 19/06/2005 23:17)
ntsoooooo, eo ary eeee:-*:-*:-*:-*:-*:-* de aza tomany tsony annn:-*
17. dadabe ( 20/06/2005 04:30)
8)8)8):oops::oops:
18. sasa ( 20/06/2005 05:05)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
19. iartistika ( 20/06/2005 08:13)
:@toranmé zama lé!
20. mamzelkely ( 20/06/2005 08:48)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4383