CANCER : NY FISEHONY, IREO OLONA VOANY, ny ady atao, sn ...

21. fijo ( 01/07/2005 04:46)
aleoko manatody eo am pandriana ka
22. majesty ( 04/07/2005 10:07)
fijo::D:D:D zany efa manatody zany ve de mbola ho virja ihany
23. fijo ( 04/07/2005 22:02)
marie aza niteraka mbola virja ko
24. majesty ( 05/07/2005 07:26)
fijo:de elah ve josefa koa zany !
25. fijo ( 06/07/2005 20:04)
za fijo ka,fa mbola virja koa.he he he
26. ari.malala ( 08/07/2005 12:33)
fijo ndary io an!

fa toa hoe ny pervanche de Madagascar anie hono toa fanafodina cancer ê fa ny mbola olana d we tsy le cellule cancereuse ihany no sakanany tsy hitombo fa ny cellules rehetra ao @ tenanle ol marary de mbola mila fandinihana akaiky le izy...

27. dadabe ( 09/07/2005 11:07)
zah sur fa ny fanafodin'i Pr rakoto Ratsimamanga misy ,mahasitrana cancer ( na sida aza) saingy tsika gasy kely de tsy maintsy any andafy no omena ny brevet fa tsy eto dago:cry::cry:
28. fijo ( 09/07/2005 23:02)
za koa mino io voalazan'i bedada io;
ari malala za ihany ity ka
29. jhouhlambout ( 10/07/2005 10:22)
Resaka sakafo no tena mahatonga an'io cancer io.
Mba ialana @ zany dia tokony mihinana: fruits et légumes @ antonony tsara, ary voaporofo fa ny vitamine C no anisan'ny miaro ny olona tsy ho voany. Ny fihinana hena be loatra dia mahatonga ny cancer de l’intestin, des poumons ou du sein, ary vao maika loza raha mifoka ilay olona na tsy mihinana fruits et légumes matetika!!
30. bodo14 ( 26/09/2014 14:50)
[quote=radriana]
Ny dadako ndray marary any am hopital izy zao , efa 5mois izy zao9 no narary nanakisaka groupe 80kg de nisy zavtra narary azy tam lamosiny, de niestika ny diabete, tension amzao fotoana izao izy efa normale reo fa lasa constupe ndray de nolazainy docteur hoe voany cancer tsinay nefa tsy misy ra mivoka zany avy any anatiny. de sahirantsaina aho ino no mahazo azy marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893