resak'ankizy

21. sonwin ( 16/06/2005 14:26)
ary zay ty kozy ity vao hitako klé, mimémé klou:-D:-D
22. dadabe ( 16/06/2005 15:34)
:-w:-w o ry frera a!! misy kozy maizina lety i pela sy rafotsy e:-w:-w
23. Veloo ( 16/06/2005 15:51)
ty le dada dia ratsy fanahy mihitsy ka... tssssssss
24. dadabe ( 16/06/2005 15:55)
veloo :wink:kalm toi hoaa
25. iartistika ( 16/06/2005 16:35)
:-D:-D,zay ny an'là radada! tongavan'sasa masika ela zao lé!:-D:-D
26. yonikafopl ( 16/06/2005 23:15)
dadabe kozy maizina awona njay eeee:-w:-w, eto am mazava be eto zahay no miresaka kleee:-$, mampanaelo ange izy ee, de anaterana =))=))=)), ary efa we tsy pela zany tsony izy waaa fa efa zama amzay. zany mou sasa ooo
27. dadabe ( 17/06/2005 04:09)
eny tokoa le:°):°)
28. yonikafopl ( 17/06/2005 04:56)
de tsiky amzay klou:):wink:
29. Veloo ( 17/06/2005 17:14)
dadabe :p:p
30. mishou ( 17/06/2005 22:33)
fa noheveriko fa mihinana esquimaux ange ny voalohany @ le tantara fa tsy tonga de miady e, raha tsy hoa angaha @ tenin'ny sonwin hoe nihinana ramanenjana de tonga de de combaka no mandeha voalohany
lalina ikoa izany e:-P
31. dadabe ( 18/06/2005 06:26)
:cry::cry::cry::cry::cry:
32. yonikafopl ( 19/06/2005 06:15)
voan'ny ramanenjana nga lah no mitomany bedada?:-w:-w
33. dadabe ( 20/06/2005 05:09)
:oops::oops:
34. sasa ( 20/06/2005 05:29)
izay vao mandeha le sarikeliko ela be an
frere asa aloha na efa nandeha le tantara fa isy mitsam kely angamba no tsy nahita fa mino aho fa esquimaux no voalany kan, sady entrée iny manko no sortie kou he he he
35. mishou ( 20/06/2005 22:04)
sasa>sady entrée no dessert we fa sortie ahoana ary:-D:-D:-D:-P
36. ari.malala ( 21/06/2005 11:23)
tena zay za vao namaky anty resakao ity ry sasa fa mahay koa kay enao an! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
37. sasa ( 22/06/2005 05:16)
mishou eny azany fa diso aho tamin'iny e:-D:-D

ari.malala ye za mahay retraretra fa indrindra fa ity:-*:*:-*:*:-*:*:-*:-* atolotro anjy ireo am-pitivana be
38. ari.malala ( 22/06/2005 08:19)
misaotra ê! :) raisiko am-pitiavana be koa lesy â! (l(l))
39. sasa ( 23/06/2005 10:19)
(l)ari.malala
40. dadabe ( 28/06/2005 17:42)
rey razako oo!!:{:{ "Roi " amin'ity :* hono sasa.ialao ! de ipitsiho! de kopahy tany sao hampididoza kle:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4585