Gouv mdg

1. ainaheri ( 31/05/2005 08:54)
Maro ny resaka mande momba andra8 eny nisy ny ezaka nataony nefa ao ko ny tsy mahafa po d mangataka ny sasany mba ialany ka ra ny evitro ndray maninona ra soloiny ny gouvernementany satria misy tsy mahay ny asany ao ka any @ prezida fona no mifototra ny raha2!!
répondu par zandrypte le 22/06/2005 10:39
2. pika ( 31/05/2005 09:17)
ekena mety misy fahamarinan'izany saingy moa ve ianao tsy mihevitra fa mety ho toy izany koa ny fijerin'ny sasany an'i deba
fialana andraikitra daholo ireo amiko
samy tompon'antoka daholo ry zalahy ireo ary ny tena tompon'andraikitra dia izay mpitondra ihany fa izy no filoha
3. ravatorano ( 31/05/2005 10:23)
amiko aloha dia izao na mety na tsia ny fandehany eto , na miavona ery aza ingahy ravalo raha nilaza fa izy efa fantapoko fazntampirenena ny harenany ka tsy ilaina filazana na fanambarana intsony sady io aza mbola hitombo houzy dia alzeo izy hanapitra ny mandat farany fa dia ho hita eo.
Raha tsy afapo tamin ny nataony ianao di amilatsaha antsitrapo hiaraka min izay kandidà hifanohitra aminy eo ka izay matanjaka afraka hifaninana aminy mihitsy fidiana hirahana a mba ho be ny mpnaoa propagandy mantsy fa sao tonga indray ny fifidianana ka henika elikoptera ny tanana ka tsy haharesy mùihitsy ze milaza azy favy eo hihihihihihihi
4. tianah1 ( 31/05/2005 10:49)
Ny ahy indray de izao:zà tsy de tia Ra-8,nefa aloha tsy nisy nahavita izay vitany kosa ny teo aloha na de hoe mbola sairana aza ny gasy kely!Sa aona?!
Manaiky koa aho oe:ny ao @ ekipany ao koa no misy tsy miady!
5. ainaheri ( 31/05/2005 13:29)
Ny tiako @azy ity d mba tiako ho mpikambana ato i ra8
mba mihaino ny eta2ntsika hihi ndana lazao izy zay mahita ny tranony ee hihi
6. fijo ( 31/05/2005 23:10)
mety efa ato izy ka
7. pika ( 01/06/2005 05:07)
tianah fa ianao ve mihevitraz fa tena tsy nisy zava-bita koa t@ rép1 na faha2 ?
mba nisy tokoa ary azo tanisaina saingy ny fandoto iray tandroka anie tsy mahaleo ny fadio iray siny e
tsy laingaz fa nisy tsy nilay ny nataon'i deba nefa izy na izany aza mba tena nitsinjo ny vahoaka madinika teo @ lafin'ny fiainana andavan'andro ....
8. capricorn ( 01/06/2005 07:22)
dradraina hoe ho atao dragon de l'afrique, dragon de l'ocean indien i Madagascar nefa na ny electricité aza tsy misy eto @ tanàna (renivohitra). dragon zany mivoaka afo. ny antsika inona ? toa hoe potehina ny jirama mba ahazoana mividy azy varoboba sa ? mijaly ny vahoaka e!
9. ravatorano ( 14/06/2005 07:52)
aza mievitra izany resaka varoboba izany fantatro ny eritreretinareo indray hoe potehina dia atao varoboba dia ho vidian i tiko mora d lasany hihihihi
Oka ranamana ah tsy any kosa ny jirama eh , ny tsy mampisy io jiro io anie ka resaka tsy fahaizana mitantana hatrizay eh ary hatramin izao.
Izao ihany wa andraso ny fahataperan ny mandat andra8 dia milatsaha izay hifanena aminy d ho hita eo fa za mino fa tsisy haharesy an io eo ary dia hiara hahita eto isika za aloha izao dia tsy hifidy raha mbola ry venànssy reny ireny no hilahatra aminy eo fa toa izay tonga babany avokoa samy nanao fa tsy tena nahavita araky ny promesse nataony tamin ny vahoaka!Za koa tsy hilatsaka fa tsy ho lany :evil::-D:-P
10. fijo ( 15/06/2005 04:58)
marina io ravato.mora ny mampanantena,fa raha mbola ny FMI sy ny banky mondialy no miantoka ny vola sarotra ka
11. ravatorano ( 15/06/2005 05:32)
raha jerena amin ny ankapobeny anie ka nahavita zavatra mihitsy ity fitondrana ity fa ny goavana b nisy lesoka dia teo amin ilay lafiny ara tsosialy
indrindra ilay miakina amin ny tantsaha dia ny fambolena vary ny vidiny , ny fiompiana omby sy ny nanafarana izany tany ampita.
Izao amntsy ho an ny fanjakana dia mety ary mandeha tsara aloha ny raharaha fa ho an ny mpanohitra kosa dia izay ataon ny fanjakana dia tsy metry avokoa hany ka na nahavita fanatsarana ny tobin ny zandary nataon ny FID aza ny nfitondrana ka notokanna ny minisitry ny vola radavidson tany maintirano dia tsy nahitana teny akory ingahy voninahitra zan euzena na dia any amin toerana nahalany azy aza.Fa raha nisy narodana ny trano teny Ivato dia niaka peo ry lerony ary nanao promesse fa hiaro sy hikatsaka ny mahgasoa ireo olona rava trano ireo .........Izao nefa aiza ? ? ? ? ? ? mampimé ho aho ireto mpanao politika eto amitysika ireto.
Santionany izay fa dia mitovy daholo ireo na tim na mfm na avi na rpsd na undd na zafiste na arema na ....na tsy haiko tsony :-D:-D:-D:-D:-D
12. fijo ( 21/06/2005 21:44)
ary saroko izany no tokony alefa any fa izy dia rol amin'io fampanantenana goavana be io.
13. ravatorano ( 22/06/2005 10:08)
izay mihitsy letsy rafijo ah:idea:
14. zandrypte ( 22/06/2005 10:39)
Raha tsapan-ntsika ary fa misy tsy mety ny ara-tsosialy ato @ tanana .Ny politika fampandrosoana anefa dia io sosialy io no basiny izany hoe ny vahoaka donk tsy ao mihintsy izany ny politikan'io gouvernemanta io .
Mety koa hoe I Madagascar no tiany fa tsy ny Malagasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0594