Tarzan sy Jane
1. ari.malala
(
31/05/2005 07:39)
(Tsy haiko ity na tokony ho any @ resak\'olon-dehibe fa salé be an! miala tsiny mialoha)
Vao nivady kelikely hono zany i Tarzan sy Jane de mbola samy menamenatra, de miandry zany i Jane mba hitarika anazy hanao i Tarzan fa tsy nisy, farany de ozy Jane, hitanao io lavalava anelakela-penanao io, io an, lamba maloto de atsofokao ato (mantsy ny fivaviany) fa ao ny machine à laver. De hanandrana hanasa ny lamba malotona isika zao, ao ataovy ao. Nahazo fiany t@ iny i Tarzan de tena isak\'izay mahatsiahy manasa lamba ihany. Reraka be @ zay i Jane de ozizy, hitanao, tena mila fiatoana ihany indraindray fa reraka ny machine à laver! Nahatsiaro tohina sy wain zany i Tarzan de tsy niteny fa lasa fts. Teny ka teny, nandeha ny fotoana, efa ho 6 volana tsy niteny hanasa lamba ihany i Tarzan, de ozy ndray i Jane, tsy efa maloto be mila sasana ve ny lambanao ao? De ozy i Tarzan tsy taitra, efa nianatra nanasa lamba t@ tanana aho fa sao vizana eo ndray ny machine à laver!
Vita tompoko!

novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:51
2. Angie
(
31/05/2005 09:59)
hihihihi tena manampatsinahy koa ity indry ity ry ari.malala kah. Tandremo ihany ny machine ry zareo a.
4. Mifenty
(
31/05/2005 12:25)
tena mahay mandika teny mitsy enao ty ry arimalala kle.
za mbô saika ametraka an'io fa tsy vitako ny nandika teny gasy azy sady am zay atao mampimé kle.
bravo
8. dadabe
(
31/05/2005 12:54)
ataoko moramora ihany ka,de njy manasa zany ?fa tsy asiana savony an:evil:
9. ari.malala
(
31/05/2005 12:56)
=))=))=))=))=)) manditsoka anie reny savony reny ê! sady malamalama be de misosa fts! =))=))=))=))=))
16. sasa
(
31/05/2005 13:26)
ari-malala =D=D=))=))=))
o lety dadabe tsy hanamaina intsony ny fiteny manomboka androany fa hoe
andao hanasa lamba dia ity le sarikely:*:*:-*:-*