Fetin'ny reny

1. Fanja1 ( 29/05/2005 08:23)
Dia miarahaba anareo reny rehetra eto @ serasera aho! dia samia ho tahin'Atra , hifanatrika @ njanaka amanjafy e! Zoky isany Lanto, Annie, Sipagasy, Manjakely sns ... izay tsy voatanisako
Bisous be ho anareo rehetra:-*
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:47
2. Fanja1 ( 29/05/2005 08:24)
hihihi diso aho fa Majakely no tiako lazaina
3. booboo ( 29/05/2005 08:25)
Miarahaba ny reny aby aby koa zà. Tsy hadinoko ny ho reny atsy ho atsy (dé manova mora) sy ny saika reny (ny manetsa-be mbola ho avy).
Ho reny ravaky ny tonka-trano tokoa dé ho "fierté" ny vadiny sy ny zanany aby anie nareo.
4. poupounesana ( 29/05/2005 08:57)
miarahaba ny reny rehetra ihany koa za!:lol: d za tsy mahay mikabary fa mirary soa!
d hoan'ireo zay te ho reny nefa mbola tsy afak d miarahaba ihany koa d mirary soa ihany koa:lol:(l)
5. Missie ( 29/05/2005 09:14)
:-*' ouéé bonne teuf any reny rehetra: Mbô hira kely zany wany reny ho! fandraisakou anjara: Ity recitation ty de atolotsa wany maman rehetra @ fo no hanolorakou azy:
"MAMAN CHERIE JE t'AIME , JE N'AI PO DE FLEURS MAIS JE t'OFFRE MON PETIT COEUR"
MAnaova fety sambatra ny rey rehetra
BIZOU BE.
TSika mou Fanja bola tsy maman ô!
6. sipagasy ( 29/05/2005 09:16)
misaotra mahatsiaro akoa zolie annnn
7. Fanja1 ( 29/05/2005 09:16)
Missie ny ahy tsy ho ela ka hihihihih :-*
8. dadabe ( 29/05/2005 12:28)
kiii ary tsy nisy niarahaba an'i bebe le:evil:

bebe cherie a,tratry ny fetin'ny reny :-*:-*
9. mishou ( 29/05/2005 12:47)
misaotra betsaka e:lol:
10. yonikafopl ( 29/05/2005 13:56)
Dia amin'ny fo feno fifaliana tokoa no iarahabana anareo maman rehetra, Andriamanitra anie handrotsaka ny fahasoavany ho aminareo tsirairay hahatontosanareo ny andraaikitra mavesatra ataonareo, izay sarotra tokoa dia ny fitaizana ny ankohonana. Mirary soa eeee

dadabe:-*:-* hihihih za nge bebe fa tsy maman e hihihihih fa sotra am le fiarahabana an, tsy maintsy hoe hi maman ihany atsy ho atsy ka :):-*
11. Ralay ( 29/05/2005 20:44)
Dia bonne fete daholo ho an'izay maman rehetra e mahafinaritra ny tsy manadino ho an'ireo izay nahitana masoandro bizzz :-*
12. methode ( 30/05/2005 00:15)
Arahabaina daholo ny reny sy ny miomana ho reny rehetra! Bisou be da be!!! Be loatra izy ato ka tsy ho voatanisa eto!! Alina foana moa vao mahazo miditra ka de tara fety!!
13. dadabe ( 30/05/2005 05:08)
methode >fa angaha mbola misy fetin'ny reny androany le:-w
14. yonikafopl ( 30/05/2005 09:13)
dadabe efa mbo nilaza kosa methode fa tara vao tafiditra e:)
15. ari.malala ( 30/05/2005 13:25)
misaotra tsy nanadino ê! :)
16. lanto ( 30/05/2005 13:48)
merciii fanja an ! :)
17. dadabe ( 30/05/2005 15:48)
dray marina misy mitomany ho reny nefa tsy mbola mamofona akory:{:{:{:{
18. ftma ( 30/05/2005 18:02)
Aleo hono tara toa izay tsy manao mihitsy ka dia faly miarahaba ny reny rehetra tratry ny fety e mirary soa amin'izay atao rehetra indrindra eo amin'ny fitaizana ny zaza, nisy tononkalo saika ataoko fa hadinoko ilay izy: "Raha tonga ny fetin'ny reny..." izay mahay manohy azy.

19. maditra ( 30/05/2005 18:29)
Ho an'ny reny rehetra:(l) special be mihitsy!
20. dadabe ( 30/05/2005 19:03)
ka efa vita aza nyfety ko ,sa @taona ho avy io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4803