Mamparenina io mikôfesy io!

1. Kintanakely ( 26/05/2005 15:31)
Indray andro de naka tanora mpivady hikarakara ny zaridainany sy ny trano fonenany i Mopera. Rafahendrena no anaran'ilay lehilahy, de hendry tokoa moa izany sady tsara tarehy tahaka ny vadiny ihany, ary zany indrindra no nifidianan'ny Mopera azy. Niara-niaiana teny izy ireo. Nivadika ny taona de niova tanteraka Rafahendrena, lasa mamolava sy hafahafa toetra. Farany aza de ny ambin'ny divain'i Mopera mihintsy no angalariny matetika. Gaga i Mopera fa tsy hainy hoe iza io mangalatra io. Nanarangarana i Mopera ndray andro de hitany fa Rafahendrena (RF) ihany io mangalatra io, saingy tsy niseho nahafantatra izy.
Nikofesy Rafahendrena ny Alahady, ary saika hilaza zavatra hafa nefa de ny fanontaniana ndray no napetrak'i Mopera (M).
M: Iza no nangalatra ny divain'i Mopera? Iza wa? Iza?
RF::(
Tsy nisy valiny ny fanontaniana na de naverina matetika aza!
Nony tonga tany an-trano de nanontany an-dRafahendrena i Môpera hoe "Nahoana enao no tsy mamaly rehefa nanontaniana?" De hoy ny iray hoe: "Tsy naheno aho Mopera".
Nanapa-kevitra ary i Mopera fa afamadika ny toerana raha marina tokoa io. I Rafahendrena no mampikofesy ary Môpera ao am toeran-dRafahendrena. Raikitra ary.
RF: Iza no mpangalatra ny vadin-dRafahendrena Môpera? Iza? Iza wa?
M: :(
Tsy namaly Môpera sady nivoaka. De hoy izy: Tena marina tokoa anaka fa tsy maheno ao!
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 10:29
2. dadabe ( 26/05/2005 16:38)
=))=))=)) zany ahay ka tena blagy le merci ee
3. maditra ( 26/05/2005 16:44)
Ary dadabe izany anie ka tara be mihitsy raha resaka blagy e! oadray le:-D
4. dadabe ( 26/05/2005 16:57)
hihihih
5. pissoa ( 26/05/2005 17:03)
efa henouuu
6. iartistika ( 26/05/2005 18:18)
mbola tsy henouuu
7. McFy ( 27/05/2005 00:27)
efa ela^:^
8. sasa ( 27/05/2005 05:08)
=D=D=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
na efa heno aza izahay himeme foana e=))=))=))=))=))=))=))=)) ny tsinay angaha no tsisy
9. pika ( 27/05/2005 05:49)
na heverinareo fa mbolaz tsy heno aza anie tsy ilaozan\'izay tsy efa naheno e izazhay aloha tsiki2 foana e mandefasa foana a:-D:-D:-D:-D
10. ari.malala ( 27/05/2005 05:51)
:-D
11. Kintanakely ( 27/05/2005 06:15)
Tena tara zay zan kou! Tsy maninon io fareveo e! Jean Robert aza mbola misy mijery sy mihaino nefa Dawilly sy Vandanitra aza efa maty ela:wink:
12. mamzelkely ( 27/05/2005 07:29)
avereno le izy teo fa tsy naheno mitsy za!!!!=))=))=))=))=))
13. sasa ( 27/05/2005 07:34)
mamzelkely injy kou ve izany mikofesy no toa mbola tsy maheno hi hi hi hi
14. sonwin ( 27/05/2005 11:22)
mhhh:-D:-D
k'aiza izy zany sasa an
15. Mifenty ( 27/05/2005 12:50)
o ry kintanakely a, sao de mba fanaovana tsinontsinona ny fivavahan'ny sasany ity ataonao ity kle.

Tsy vitan'ny vetavetainao i môpera fa mbola asianao sira iany kou ny konfesy izay zava-dehibe tokoa amin'ny mpino katolika.

Asa lahy.
16. Kintanakely ( 27/05/2005 13:29)
Mifenty< Misaotra Rangahy fa de manana mpananatra tokoa manana anareo a! Tsy hita fa efa rano raraka iny e! Tsy azo raofina intsony. De ampitao ao amRa-Marozevo ao ambadika ao ny fifonako fa ho raharaha ny hahazo ah, fa ingahy rainy iny manko mpiasabe ao am Katolika ao.
De mamelà ny fahotanay e...Amen.
17. Mifenty ( 27/05/2005 13:35)
kintanakely

:-D:-D:-D:-D tonga de itan'i marozevo o azy io ka

fa na zany aza klou de tena malatsaka le blagy e

:-D:-D:-D
18. dadabe ( 27/05/2005 15:14)
mifenty >elah kou de mba miseho ho...ttssss
mamzelkely>aza mihetsika amizao pozisioo zao a:wink:
19. mamzelkely ( 27/05/2005 15:31)
tena azon'ny dadabe njay za le ty ee!!!:-Daleo atao matotsa zany le fime ka!!!:-Dfotsiny zany!!!:-D
20. sonwin ( 27/05/2005 16:25)
voan'i bedada koa zany klé:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0107