Miala sakana

21. pitchou ( 30/05/2005 11:29)
izay lazain\'i sorom izay no tena mitombina! izay no nahatonga ahy niteny hoe raha mandray ny zanany ho olona afaka miresaka aminy d\'égal à égal ny RAD gasy dia ho mora, satria efa miala ao an-tsain\'ilay zaza na tanora izay famaritana ny RAD ho mpandrara sy mpibedy fotsiny izay! ny autorité parentale amiko tsy tokony hipetraka @ ilay hoee \"satria ny RAD no miteny dia izay izany\" Ary io tsy ny zaza mihitsy no tokony ho disoana raha manaonao foana fa ihany koa ny RAD! Misy moa ny sasany mandrara ny zanany tsy hanao sipa nefa ny zanany mahafantatra izao fa manana sipa izy any ambadika any!8)
22. welie ( 30/05/2005 12:46)
Bizz doly klou fa toa mitoy hevitra amiko doly nareo zany! :-P

Entre ny RAD sy zanaka dia tokony hisy fona ny dialogue ouvert raha indrindra io resaka "sexualité" io! Ny RAD tsy tokony hoe "Fitaovanana" (oups zafady an) entina ampitahorana ny zanaka...
Raha tsy misokatra ny fifanakalozan-kevitra entre ireo dia ny zanakao tsy hiteny na hitantara aminao mihitsy izay mba tsiambaran-telo keliny... Fa rehefa voadona (tsy ny ankizy irery akory no diso amin'io) dia eo vao wainn eo! :-P

Aleo ho fantatry ny ankizy dieny mialoha ny zava-drehetra (;-)) dia amizay izy efa mahay hoe izao sy izao izany...

Zay klou fa mbola hanao zvt kely zà... :-)
23. dadabe ( 30/05/2005 15:44)
bon beuh!!1 tsy misy ambara satria tsy mbola mananjanaka :cry::cry:
24. pitchou ( 30/05/2005 18:28)
welie> ndry manko tsy hanao bizzz anay raha tsy mitovy hevitra @ndry zahay an!:-*
25. welie ( 30/05/2005 18:48)
pitchou> Dain kou e! :-P
26. dadabe ( 30/05/2005 19:15)
de sady mivoka lela ve ?
27. pitchou ( 30/05/2005 19:18)
welie> hita ko!:-D
28. chipie1 ( 30/05/2005 19:35)
welie > betsaka anefa ny ankizy (vavy) tsy hamoaka ny tsiambaratelony aminy RAD mintsy an!:wink: dia ahoana ?
29. booboo ( 31/05/2005 06:37)
eka, zà zô anisany :°)
30. pitchou ( 31/05/2005 09:08)
chipie> ny mahatonga izay dia io efa voalaza eo ambony io! natao ambanin-javatra ny fifampiresahana sy fifanakalozan-kevitra! fa betsaka ny tanora (vavy) miresaka tsy ampisalasalana izay mandalo ao an-tsainy, ny tiany atao sns @ RADny! Mila effort koa io raha tsy mbola nahazatra e! tsy avy @ RAD ihany satria raha vao miteny rizareo dia misy ny tanora tonga dia mamaly hoe "izay indray" raha ny bedibedy sy anatra lava foana no henony avy @ RAD nefa le RAD tsy mba mihaino ze lazainy. Misy aza moa no tonga d lasa! satria tsy ao le fifampitokisana!
ny tanora koa tokony hanao effort hiresaka @RAD fa tsy hiandry ho voadona mafy vao tahak'izay, na hiaritra samirery ze mahazo any
31. sorom ( 31/05/2005 12:02)
Rehefa miresaka momba ny fifampiresahana sy fifanakalozan-kevitra isika dia tokony hahamarika ilay tsofoka if eo amin'ireo teny ireo. Raha tsorina dia lalan-droa (double sens) ny communication fa tsy lalan-tokana (sens unique).
Raha mazava amin'ny RAD izay tahaka ny fahazavany amin'ny zanaka dia ho tsara ny fifandraisana. Izay rahateo koa no manafoana tsikelikely ilay fiheverana fa marina foana ny an'ny RAD, ary mitarika ho amin'ny fitompoan-teny fantatra.
32. welie ( 31/05/2005 17:47)
chipie1> Zà nefa mitantara.... :-P

Ilay izy tsy voatery anie hoe ny RAD roa e! Fa rehefa misy ny "confident" an'ilay ankizy (maika tsara raha toa ka hoe ny reny na ny ray) dia izay no zava-dehibe amiko... ary io "confident" io dia mba tsara raha toa ka hoe olon-dehibe izay efa manana "expérience" amin'ny lafin'ny fiainana, ka afaka ny hanoro ny ankizy...

33. fijo ( 21/06/2005 20:40)
ny ratsy indrindra dia ny manafina amin'ny ankizy ny marina.fa ny filaza azy no amboarina kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1433