takotra sa fanoto?

1. rpk ( 20/05/2005 14:46)
Ahoana @zao ity resaka fanalehibiazana fananan-dehilahy ity??? Fa ‘sika gasy tena misy mahay mihitsy @ io. Any ambanivohitra be nalehanay any de misy mpahay manokana an’io:-$. Anontaniany anao izay tianao ho halehibeny na hoatran’ny vatan’akondro aza!!!:-D:-D:-D De ny fanampiny koa raha ohatra ka somary malemy na tena malemy hozatra de karakarainy eo...avy eo tsapainy ny tena herin’ilay zavatra ka izao no fanontaniany: atao manainga-takotra (sarom-bilany) sa manainga fanoto?...de tena mahasokatra tako-bilany le vy be ireny tokoa anie e!!!=))=))=))...Fa za aloha tsy tany an!!!!=))=))=))
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:54
2. dadabe ( 20/05/2005 18:40)
3. xxx ( 21/05/2005 08:57)
[quote=rpk]
Tena zava-doza leretsy marina izany a,: Marina aloha fa ny vehiv sasany misy mila an'izany fa .... na dia ny kiloty hisy azy aza atahorana sao tsy omby .. Io tena zavatra tsara fa ho ahy anefa dia tsy dia misy dikany loatra.
Baye e


4. lolabe ( 21/05/2005 09:50)
Arakarak'ilay olona ihany io, rehefa hitany fa kely ve ny azy tsy hanana eritreritra amin'izany sao tsy mahavita izay vita eo kosa ko:D, io koa ange raha vao tsy matanjaka de mety ho momba le lehilahy e, ka mila tena manana ny matanjaka tsara mba handeha lavitra le zavtr e,=))
5. iartistika ( 21/05/2005 10:52)
aza ny hakeliny no jerena eh! ny fidonadonany ary am tsy may maka ary:@
6. McFy ( 22/05/2005 01:00)
iartistika> aza ny hakelin'ny fil v no jerena fa ny courant zakany? :roll:
7. sonwin ( 22/05/2005 10:32)
zay mihitsy:@
8. maditra ( 24/05/2005 21:17)
tssss, lisany ireto. Rehefa mahavita azy dia mahavita azy e! Mba lisany mahazo fahafinaretana aloha no jerena fa tsy ny vehivavy. lol!
9. ari.malala ( 25/05/2005 11:16)
:-D

10. fijo ( 30/05/2005 22:54)
miomehy ny sipa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2269