baiboly sy coran

21. marozevo ( 23/05/2005 22:33)
mandrindra > Mba gaga ihany aho amin'ilay fanazavanao hoe 2000 taona lasa dia ny vady irery iohany, teo amin'ny jody, no miditra am-pasana. Tena nikaroka ianao ary tena lasa lavitra ny fikarohanao raha nahita izany ianao, ka tena voaporofonao. Izaho koa manko mba nikaroka ihany fa tsy nahita izany. Chapeau !!!
Araka ny mba hitako kosa dia izao : Ny mariage (fanambadiana) dia natao ho an'ny olombelona ihany. I Jesoa anefa tsy olombelona fotsiny fa SADY ANDRIAMANITRA NO OLOMBELONA, logiquement !! tsy nila nanambady izy mba hahatanteraka ny mission-ny.
A la prochaine. Salut.
22. dadabe ( 24/05/2005 06:15)
hhmm samy dadany avokoa zay rehetra mamosaka hevitra marina :(
23. ari.malala ( 24/05/2005 06:37)
fijo, tena manao affirmation gratuite ianao! Sa va re niara niaina t@ izy ireo ianao ka vavolombelona nahita ny fisipan'i Jesoa s'i Maria Madeleine ê! asa loatra re! Ary mba nahagaga ahy koa ity interêt tamptampoka teo momba ny fiainan'i Jesoa, satria ianao dia milaza fa tsy mino Azy! Ny coran aloha tsy idirako satria tsy haiko e! fa raha ny Baiboly no tenenin'i Fijo fa milaza ny maha mpisipa an'i Jesoa s'i Marie Madeleine dia izao ary, teneno eto ny reference manambara an'izany ho hitan'ny be sy ny maro.
24. mandrindra ( 24/05/2005 15:56)
pitchou, tsy misy olana mipetraka fa mitantara tranga fotsiny aho hoe izay no zavanisy.
marozevo, vakio ny boky nosoratan'i Gérard Mordillat sy Jérôme Prieur, mpanoratra ankehitriny roalahy nanao fanadihadina nandritra ny fito taona mikasika ny fiaina'i Jesosy. Dia vakio ihany koa ny tantara napetrak'i Flavius Joseph, historien jiosy teraka tamin'ny taona 37 ary amty tamin'ny taona 100. Dia ireo izany ny porofo ry marozevo.
25. marozevo ( 24/05/2005 23:29)
mandrindra > Be dia be ny boky nosoratan'i Mordillat, ka iza amin'ireny no misy azy? Ny an'i Flavius Joseph efa hatramin'ny 1992 no novakiako fa TSY MISY AO MILAZA HOE MPISIPA I JESOA SY MADALENINA. Ary ny momba an'i Flavius Joseph.. Ny bokiny fotsiny ve no fantatrao sa efa nodinihinao ihany koa ny momba azy, eny fa na tsy ny fiainany manontolo aza?
26. pitchou ( 26/05/2005 20:38)
tsy haiko aby zao olona tantarainareo zao fa ny ahy d tsotra ka! fomban'ny tany niavian'i mahomet ny manambady maro, ka tsy atao mahasadaikatra raha nanambady maro izy!
ilay maria tany am-pasana indray d azo atao koa hoe fahasahiana nateraky ny finoana no nandehany tany hanosotra menaka ny fatin'i Jesoa satria fantany fa tsy manambady izy hanao izay! t@ jiosy manko raha tsy vita fombafomba otran'izay le razana dia sahala @ tsy voalevina moa sa ahoana tsara!ka @ maha jiosy an'i maria magdalena dia nanendry tena izy hanao izany! azo adika hoe ni-braver ny opinion izy, sahala @ nataon'i Jesoa tao @ ilay tempoly nitondrana azy tao Jerosalema
27. marozevo ( 01/06/2005 00:05)
Salut pitchou > Mitovy hevitra aminao aho.:D
28. tselatra ( 02/07/2005 12:17)
Tsy mba filalao ny finoana re! , araka izay voalaza teo ambony fa fomban'ny arabo hono ny manambady maro ,raha izany dia tsy marina , tsy fomban'ny arabo ny manambady maro , fa fomba fanaon'ny foko rehetra misy eto an-tany,ary raha mamaky an'ireo tantara izay misy aza isika dia hita fa ankamaron'ireo mpaminay dia nanambady maro avy koa,ary ny nanambadin'ny Mohamad ankoatrany ray tsy hoe akory fitiavana an'izany araka izay voalaza teo aloha ,fa didy avy amin'ny tompo no nanaovany an'izany ary misy antony koa ,ka raha tena mamaky sy mandalina ny coran ianao dia ahafantatra an'izany tsara, ary jesoa mpaminany masin'andriamanitra dia tsy mba nisipa tamin'olona ,satria fomba tsy fanao izany,indrindra fa ny maha-mpaminany azy, ka raha toa ka misy ny milaza fa nisipa i jesoa di tsy marina izany fa tantara noforonina mba hanaratsina azy , ka mba hajao re ny mpaminany masina Jesoa.
29. pitchou ( 04/07/2005 11:08)
euh ..... iza tsara moa zany le tompon'i Mohamad nandidy azy hanambady maro? tsy jesoa aloha satria ny an'i jesoa dia 1 ihany no azo atao vady
30. tselatra ( 04/07/2005 19:05)
Tinao ve no hahafantatra ny tompo zay naniraka an'i mohamad hanambady maro, izao :voalohany indrindra aloha tsara ny hahalalanao fa i jesosy dia tsy tompo ,fa i jesoa dia mpminan'andriamanitra toy ny mpaminany rehetra,zany andriamanitra izany dia tokana ihany ,tsy niteraka sady tsy nateraka,izy irery ihany no tompon'ny fahefana,ka izay rehetra ho lazain'i mpaminany masina jesosy amin-tsika dia hafatra avy amin'ilay andriamanitra naniraka azy,ary izany didy izany dia tsy natatao fona fa misy antony.
31. dadabe ( 06/07/2005 16:25)
filozofian'olombelona ve zany tselatra ? sa zany no voasoratra ao anaty baibolinao ?(raha manana baiboly)
tena tsy izany kosa angamba kalou e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819