tokony lazaina aminy olontiana daolo ve ny fiainana rehetra?

1. niainaharison ( 19/05/2005 14:30)
amiko aloha rehefa olona tiako de tsy mampaninona ahy ny milaza aminy ny hafaliako sy ny fahoriako rehetra é...hafa tsy ny lasako..io indray dé tsy tiko mihitsy ny anontaniana amiko, satria tsy mba tiako ny manontany ny lasan'olona..mankarary fo fotsiny...sady iza no tsy manana lasa é?
novalian'i ttittie ny 22/07/2005 14:21
2. yonikafopl ( 19/05/2005 14:47)
marina izany hoe ny olona tiana no hamborahana ny ao ampo rehetra. Ny tsy hitovizantsika dia eo amin'ilay lasa, ny ahy indray ampahafantariko azy ny lasako, mba tsy hisian'ny surprise any aoriana any. Ny tena mankarary ny fo dia ny fahafantarana ny zavatra hafeniny, raha mba efa fantatra manko we efa niaraka tamin'i ann sy ann izy dia mba tsy maninona intsony ny fo rehefa misy ny fivoahan'ilay tantara aoriana ao.
Ny ahy aleoko maheno ilay olon-tiako mitantara amiko ny lasany toy izay ny olona no milaza amiko.
3. angelinlove ( 19/05/2005 15:06)
Zà ndray tsy dia d'accord aminareo, fa tsy maninn aloù é! Samy manana ny fahitany azy ny oul tsirairay. Izaho mila ny intimité-ko na oul tena faran'izay tiako be ary. Izany akory tsy midika hoe mandainga na mamitaka satria manana ny libre arbitre-ny daholo ny oul rehetra, samy efa lehibe mahalala an'izay mety sy tsy mety. Momba ny lasa indray, j'ai pas de compte à lui rendre sur mon passé, il n'avait qu'à me rencontrer avant.
4. angelinlove ( 19/05/2005 15:06)
Zà ndray tsy dia d'accord aminareo, fa tsy maninn aloù é! Samy manana ny fahitany azy ny oul tsirairay. Izaho mila ny intimité-ko na oul tena faran'izay tiako be ary. Izany akory tsy midika hoe mandainga na mamitaka satria manana ny libre arbitre-ny daholo ny oul rehetra, samy efa lehibe mahalala an'izay mety sy tsy mety. Momba ny lasa indray, j'ai pas de compte à lui rendre sur mon passé, il n'avait qu'à me rencontrer avant.
5. Veloo ( 19/05/2005 16:06)
ny ahy dia lazaiko doly ny marina rehetra mba ho hisy ny fahatokisana ahy. Rehefa tiana anie ka tsy misy ny fahasarota-piaro e satria lazaina doly ny marina rehetra ary matoky ahy izy.:wink::wink:
6. xxx ( 19/05/2005 18:11)

Misy lafiny tsara sy ratsy ny tokony ilazaina @ olontiana ny fiainana rehetra.
exp1: raha tena fitiavana matotra no hiarana dia tsara raha lazaina @ olontiana ny fiainana taloha sy ny hankehitriny.
exp2: raha flirt fotsiny dia aleo tsy mitantara.

Zay ny hevitro, fa samy manana ny fijeriny.
7. niainaharison ( 19/05/2005 18:36)
tsy de tiako loatra ny miresaka ny lasa fa ny lasa anie ka anao sy izay olona niaraka taminao tany aloha tany é...rehefa miaraka amin'ny olona vaovao dé ny ho avy indray no banjinina, fa ny lasa aoka homban'ny lasa any...
mazava ho azy fa tsy izao "mpandalo" rehetra izao akory de hitantarana ny fiainana manontolo...
8. Veloo ( 19/05/2005 19:34)
xxx a fa ahona kay enao no tsy mba milaza ny anaranao... bien sur rehefa flirt ko ve de ho lazaina doly izay rehetra tssssss ko tsy loza :lol::lol::lol:
9. fijo ( 19/05/2005 21:25)
ny ahy koa dia tsy misy lazaiko azy fa raha hitany moa dia hitany ko.
10. zefalah ( 19/05/2005 22:48)
tena lalina mintsy ty afitroki'ty fitiavana ty a!
11. felicia ( 20/05/2005 02:48)
:Dza mino fa isika rehetra te hampanantena daholo hoe sincère a zato isan-jato fa ny réalitékosa sia tsotra e...ny olona rehetra samy manana ny secret keliny daholo...na dia hoe mpitiny aza...
12. jentilisa ( 20/05/2005 04:44)
Arakaraky ny zava-misy io e! tsy dia tsara aloha ny milaza hoe i anona efa niaraka tamiko satria raha tafaresaka indray ary ianareo dia hiteraka famahinana ho an'izay miaraka amin'ny tena indray. Mety tsy ho voafehy ange io filàna io fa ny taloha hatrany, hono, no tsara kokoa sa...?indrindra rehefa tratran'izay embonembona izay
13. fijo ( 20/05/2005 04:55)
felicia marina izay ka izay no tsy hilazana azy
14. Wanda ( 20/05/2005 06:41)
Misy ny azo lazaina,misy ny tsy tokony ho lazaina arakarak'ilay zavatra. Izany no mahatonga ny hoe "Toute vérité n'est pas bonne à dire". Hitako tena mitombona izy io. Ary par expérience dia hitako fa misy zavatra nolazaina vao maika nanakorontana fa naleo ihany tsy fantany.
15. mamzelkely ( 21/05/2005 07:03)
za alo tsy mba manafina zvt amny olo-tiko zany ra misy enjeu am fiarahanay le izy satria izy sady meilleur ami no complice-ko amzay atao fa evidemment misy zvt tsy teneniko azy refa fantatro we mety hahatezitra azy: omossion fa tsy lainga zany...
16. sonwin ( 21/05/2005 08:54)
zany a he he :)
17. avylavitra ( 28/05/2005 06:30)
Tena manaiky tanteraka ny hevitra voalohany naroson'i Niainaharison ary amboalohany aho. Anjaran'ny tsirairay anefa ny mahafantatra hoe ampahany hatraiza amin'ny lasa no azo lazaina ary hatraiza no tsy azo ambara. Satria mantsy tena misy tokony ho fantatr'ilay olona miarka aminao kosa. Fa tsy avelanao ho ny hafa no hahalalany an'izany vao ho loza no hitranga. Ny ahy manokana izao, dia betsaka no nolazaiko azy, nefa maro koa no tsy nambarako azy fa aleoko lavitra aza fafana tsy hisy intsony raha azo atao.
18. poupounesana ( 28/05/2005 15:25)
amiko indray tsy maninn na mitantara ny lasany izy! marika zany fa tiany ho fantatro tsara izy!ary na nisy aza expérience ratsy nataony tany eo @zay fomba itantarany azy eo no ahafantarako hoe efa fay sa tsia.
marina hoe tsy tokony hotantaraina daolo ny zava-drehetra (zay le hoe \"tte vérité....\")fa le mitsara hoe ity azo tenenina ity tsy azo, iny no tena sarotra satria tsy ary mitovy ny oll. zvt mety hahatezitra ny ex-nao raha tenenina mety hahatonga fifamaliana @ le tompo-toerana ankehitriny raha ka tsy tenenina, indrindra moa fa raha oll hafa no hahenoana azy!
19. fijo ( 30/05/2005 22:39)
ary raha mitantara koe hoe tary izahay nanao an'izao ry poupou sady tantarana tsara ny antsipirihany
20. toksijax ( 31/05/2005 07:08)
Tsotra fotsiny ihany,inona moa no maha mpifankatia raha raha tsy .....
Matoa ianao manafina zavatra aminy de tsy matoky azy ianao na @ fiainanao misy zavatra atahoranao ka tsy tianao ho fantany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1475