eritreritra mandaloo

41. mamzelkely ( 24/05/2005 06:10)
za mimeme...=))
42. rpk ( 24/05/2005 14:59)
oyeéeee
43. sonwin ( 24/05/2005 15:01)
mahavariana 8O
44. ari.malala ( 25/05/2005 08:08)
de nidiridiry ny mason'i sonwi! de za mibedy an'i dadabe oe tsy tia setroka oa zay! :(
45. mamzelkely ( 25/05/2005 16:14)
za mitsikitsiky:°)
46. sonwin ( 25/05/2005 18:25)
Lasa namakivaky habakabaka any ny eritreritro:@
47. cutie ( 25/05/2005 18:52)
sw cly (l):-*:-*raovina vo midina ety an-tany e. :-D
48. yonikafopl ( 25/05/2005 19:40)
sonwin midina haingana fa io cutie so lasa manjavona eo njay izy kle:wink:
49. fijo ( 25/05/2005 22:46)
vita ve izay le heritreritra,
50. mamzelkely ( 26/05/2005 15:36)
mbola tsy vita ka!!!:roll:aôna re e????
51. fijo ( 26/05/2005 23:12)
eo ary miheritrereta tsara aloha e
52. mamzelkely ( 27/05/2005 06:29)
tena miandry kely alo fijo fa tsy mety hitako mitsy izy ty ka!!!:roll:ahôna re rôvina ihanyyyy!!!mhhhhh:roll:
53. Missie ( 29/05/2005 08:32)
:?Re doly!! za zao ato mieritreritra any maman oe! ê! mbo manaona teuf any ê! njyyyy manaelo za zany klé! Aleo asiana poème mitsy wany lay renikou any Dago tikoujyja fa tsssss:
"Maman chérie je t'aime , je n'ai po de fleurs mais je t'offre mon petite coeur"! ouin ouin ouinnnnnnn
54. poupounesana ( 29/05/2005 09:07)
za zao mijery anareo mandefa fisainana!
missie, voarainy tsala zay ny fleulan-njy! d aza tomany tsony hono kah! fa mananjary votonjaka b lotsa le izy d mola malazo!
55. sonwin ( 29/05/2005 09:45)
mahalaisa saina izy ity ka:@
56. fijo ( 15/06/2005 04:26)
poupou ngah le maman??????
mahalasa saina marina an
57. rurik ( 16/06/2005 14:26)
:-w:-w:-w
58. fijo ( 16/06/2005 21:04)
humm:-w:-w:-w
59. dadabe ( 17/06/2005 03:08)
aleo misaina kle :@:@:@:@:@:@
60. fijo ( 17/06/2005 04:38)
saino mora ao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2367