xxx

1. booboo ( 16/05/2005 18:12)
Ary ilay manao xxx isaka zay mihetsika ireny ve tsy voasazy? Hafa indray raha hoe hitan'ny tompon'andraikitra fa mitombona ny tsy ampisehoany ny ps-ny, fa ilay manara-po @ xxx no teneniko. Sôtra.
novalian'i rpk ny 17/05/2005 08:59
2. rpk ( 16/05/2005 18:23)
[quote=booboo]
de awona kou???

:lol:
3. iartistika ( 16/05/2005 18:26)
de raha tsy asiana xxx,tsony de ovainy fotsiny hoe yyy,na zzz,de mitovy ihany! na rpk :-D
4. rpk ( 16/05/2005 18:31)
matoa kosa nasina io xxx io de azo ampiasaina io zany. Ra tsy zany esory teo ny fampiasana io xxx io!!! :lol:
5. hery ( 16/05/2005 19:50)
Azo ampiasaina tsara io kah... samy olon-dehibe ve kou :-)

Fa raha misy tsy fanarahan-dalàna dia azo saziana tsara. Tokony ho fantatry ny mpanao xxx mantsy fa ny namana no tsy mahita hoe iza i xxx fa ny mpiandraikitra ny dinika dia mahafantatra mba ialana indrindra amin'ny mety ho fanararaotana tsy fanarahan-dalàna.
6. xxx ( 17/05/2005 04:59)
booboo: misy evitsa 1 klou an! tsy mety rah ataou eto ny ps fa aleo ataou xxx , matoa ko manaou xxx ny namana dé misy (raison).Tsy de aiko lotsa milaza azy amy teny gasy fa "ny marine retsa tsy tsara lazaina" zany mou ???? :D
7. booboo ( 17/05/2005 08:41)
rpk>aôna koa ny inn ? mpanao xxx angamba enao dé mahatsiaro ho voa :°) ?
xxx>hafa ilay oe tena mitombona ny anaovany xxx sy ny manararaotra. Fa ekeko sy azoko tsara ny tianao tenenina kah :wink:.

Fanontaniana ôtra ny fanontaniana iny fa voavaly ilay izy fa sôtra.
8. rpk ( 17/05/2005 08:59)
[quote=hery]
eny eh! efa fantatro we kobonareo doly fa zao, nisy lohahevitra nataoko tsy hita popòka mitsy!!! @ teny gasy rano iray sady madio tsara (zany hoe tsisy teny ratsy) fa tena tsy haiko hoe nanjavona aiza tampoka teo....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6456