mihodina ka nihodina

1. xxx ( 15/05/2005 08:45)
Ny mahagaga amin’ny lehilahy de izao, indrindra rehefa tafaraka iny ry zareo: na inona na inona ahavo lentan’ny resaka atao (ohatra: resaka pôlitika, fikarohana sns..) de tena misavoana miakatra tokoa moa ‘zany...saingy...saingy...rehefa avy eo de mihodinkodina mikodiadia midina ambany de ambany de tsy lasa aiza fa ao...anelakelam-pe ihany no mijanona ny resaka!!!!
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:14
2. xxx ( 15/05/2005 09:33)
hihihii ka izay ezaka ataondry zareo ange na momba ny asa na fianarana na fitafy na ny fiarany na ny toerana falehany dia miafara am tanjona iray ihany : ao anelakelampe......
3. xxx ( 15/05/2005 10:38)
zany ve :@ ...ka raha ts liana amin'io koa ny lehilahy dia mangasiasy tsy misy mikitika ny sipa..dia bobongolo eo :@ fa ny sipa koa nge no tena mpakafý an'io e.
4. iartistika ( 15/05/2005 13:38)
oay lé!fa lasa nivadika xxx frera klé =))
5. sonwin ( 15/05/2005 14:28)
:-D :-D :-D pounk kely leisy a :-D :@ :@ ka ny eo ambony kosa leisy xxx daholo a :-D :-D
6. felicia ( 15/05/2005 22:45)
hita etsy sy eroa i xxx fa mba iza ary ianao io...hitako hoe tena mahaliana anao ny resaka elakelam-pe...tsy ny lehilahy irery akory no miresaka elakelam-pe fa ny vehivavy maromaro tafaraka koa...sao dia mieritreritra le lehilahy hoe tsy voaresaka... :lol:
7. xxx ( 16/05/2005 07:49)
:-w
8. xxx ( 16/05/2005 08:30)
Misy hiran'i poopy tsaroako amin'io resaka io "mifameno" =))
9. sonwin ( 16/05/2005 17:28)
tsy i Veloo ve ity mivanitika eto ity? :roll:
10. sonwin ( 16/05/2005 17:29)
tsy i Veloo ve ity mivanitika eto ity? :roll:
11. rurik ( 16/05/2005 17:38)
tena xxx no mametraka fanotaniana dia xxxihany no mamaly e =)) =)) =)) =)) =)) asa na maninona ?????????
12. iartistika ( 16/05/2005 18:32)
maninona tkou moa?? :roll:
13. sasa ( 17/05/2005 07:10)
misy biby be ao anelakelam-pe he he he he na ny joba na ny kofa dia miresaka elakelam-pe doly satria samy manana kou,fa saingy ny biby no tsy mitovy e, izay no mahatonga le fitenenana hoe mahafinaritra le mampiady biby tsy mitovy sa ahoana
14. johan ( 17/05/2005 08:19)
xxx> non t'exagere kosa eh! arakaraka io! na ianareo sipa ko aza nge de zay ihany eh! 85% ny resaky ny sipa deresa-d..y fotsiny, stt moa tsisy atao zay zareo ao ampiasana na ao ampianarana, mifampitakoko de lasa zao, fa zavatra normal lesy zany ah!
15. mamzelkely ( 17/05/2005 11:04)
fa naôna kosa zay no tsy mba iresaka anzany e? mafinaritra anie ny miresaka an'io refa entre amie e!!!sady misy himehezana tsara!!:wink::°):-D
16. majakely ( 17/05/2005 12:16)
mamzelkely :^)!!!:-o
17. sasa ( 18/05/2005 05:55)
mamzelkely za manko mbo gaga toa izahay kofa foana no lazaina fa miresaka an'io tssssssssss
18. fijo ( 19/05/2005 04:43)
ka izao anie ,ny biby koa mba te hody amin'ny alina.hany ka le biby lahy miresaka ny tranony rehefa tafarana.
19. sonwin ( 19/05/2005 09:10)
:-D
20. xxx ( 19/05/2005 09:46)
tsy azoko le tian'i fijo lazaina kle :oops:

za kou mba hanao xxx fa manao xx doly ny olona kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8159