ozom-behivavy

1. xxx ( 13/05/2005 17:22)
Izao ilay tantara raha tsorina, tsy nampoiziko ho tia ahy ilay sipa t@ mbola teny @ lycée fa ry zalahy matanjaka ihany no nifandrombaka tao. Izany hoe: izaho tia azy t@ izany fa tsy nahasahy. De mbola tafaraka indray teny @ uni ary teo vao tena nampiseho tamiko ilay sipa fa tena tia ahy. Ny olana anefa dia ity: ‘za tena eo ampanomanana examen (diplôma mitsy @io an) de tsy maintsy nisafidy ihany aloha (satria ‘za tsy mahay misambotra bitro roa ‘zany) na izy na ny fikarakarana diplôma. ‘za zany mila milamina mihitsy ny lohako vao mahavita zavatra fa tsy tiako ny manafangaroharo zavatra atao...de...navelako ary izy ...de nitaraina narary tamiko izy ny farany. Fa ny ahy ny exam no masaka tao an-doha ... de tsy niaraka mitsy izahay ny niafarany fa eto ‘za vao manontany tena sady lasa eritreritra foana hoe sao dia mba nanozona ahy mba tsy hisy sipa hiaraka amiko intsony aza izy aty ahoriana kle? Fa sahirana ihany ‘za @ zao aloha @ le resaka vaiavy io...sa ahoana ny hevitrareo @ le hoe todim-pitia???
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:28
2. tsondjo ( 13/05/2005 18:13)
hihihihi
3. pitchou ( 13/05/2005 22:44)
raha todim-paty hono aza manody fa raha todim-pitia manodiava e! :cry:
4. mamzelkely ( 14/05/2005 07:56)
sô de enao kosa no tsy sahy mikôty sipa fa mbola varina manao zvt hafa ohatra we fenarana na asa de tsy amzany ny loha? :wink:
5. hery ( 14/05/2005 10:37)
Tsisy mikoty tsy mahazaka izany :-) ny vodisobika aza manana ny tandrify,,,
6. nadyh ( 14/05/2005 12:55)
Sao de enao sao ary no tsy maharitra, fa zay maharitra anie hono no vadin'andrina eee!Sa ahoana?!
7. mishou ( 14/05/2005 13:26)
za kosa aloha sy hanaiky an\'izany todi-mpitia izany e, izay rehetra tia hay ve de hiarahako daholo fa sao dia tratran\'ny odim-pitia, tsy ho lazain\'ny olona fa makorelina za fa maro2 ihany hono hoy ny tsy mahay manisa izay tia ahy izay

xxx> aza mino an\'izany fa tsy marina izany, ianao aloha fantatro fa animateur ato de mamoaka size fotsiny fa ho an\'ireo zay mino an\'izany, raha marina izany fa raha kely 250 no isan\'ny olona miaraka aminao fa vao maika ianao mampivonto fon\'olona fa hifandimbiasanao daholo izaymiteny hoe andao rehetra
8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
8. pitchou ( 14/05/2005 20:34)
mishou> raha efa manana ianao ka miaraka @hafa ihany dia @izay ianao miandry ny todim-pitia satria manao kilalao ny fitiavan'ny hafa anao! fa ny anton'io ohabolana io tsy we akory ze tia rehetra iaraho!
9. booboo ( 16/05/2005 18:17)
zay mitsy.
mishou>fa inn aminao zany todim-pitia?
10. rakotokely ( 29/05/2005 15:48)
ilay todimpitia dia matetika ilay olona laa volohany , zany hoe ilay nampirafy na nametraka volohany no hianjarany , zany hoe ilay nilaozana manozona hoe ahazo sy ho hitano ko zay nahazo ahy t@ nataonao , ary matetika dia miverina @ ilay nametraka sy namitaka io
11. chipie1 ( 30/05/2005 08:51)
ary le diploma klou ve azo au moins ? :-D:-D
ary sao de tsy mahay mikoty i xxx hihihi

12. sonwin ( 30/05/2005 10:45)
mmhh :-D
13. booboo ( 30/05/2005 13:34)
hihihihi ié mety zay kou
14. fijo ( 30/05/2005 23:01)
misy ve izany todimpitia izany e?????de ahoana ny voany
15. sonwin ( 31/05/2005 15:05)
toa tsy misy zany todimpitia zany ka...fa ny olona no enjehin'ny eritreriny refa misy tsy fahombiazana ara-pitiavana de lazainy hoe tody ho fiononana
16. fijo ( 15/06/2005 04:45)
izay tokoa marina ka
17. deghany ( 16/06/2005 13:30)
todin'ny pi no misy!!! hihiiihi alahelon'tôka!! hehehe
18. fijo ( 22/06/2005 22:28)
hi hi hi izay ngah ka mety hoekena le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1905