Tatouage : hosodoko

1. haingo23 ( 13/05/2005 07:12)
Efa malaza mihitsy izao ny fanaovana ireny tatouge ireny eto amintsika. Dia asiana daholo ny faritra izay azo asiana. Eto ampanoratana anefa dia nahatsiaro blagy hafa indray aho ka ilay tena tatouage tantaraiko @ manaraka.

Nisy couple iray. Ilay rangahy dia artista mpanao ireny karazana hosodoko ireny. Matetika izy no manao mission ary saro-piaro @ vadiny. Tsy hitany izay hevitra atao ary nony farany alohan’ny handehanany dia nasiany sary lohana liona teo @ faritra akaikin’ny mahavehivavy ilay ramatoa. @ izay hono dia fantany rehefa miverina izy hoe nandehandeha ve ilay ramatoa sa tsia. Very hevitra ilay ramatoa satria izy tehiaraka @ olona nefa matahotra ilay sary sao maty na misy zavatra hafa. Nony afaka andro vitsivitsy dia tsy nahatanty ny tsy hanao intsony ilay ramatoa ka nanao ihany mandrapahatongan’ilay vadiny. Andro vitsivitsy talohan’ny hahatongavan’ilay vadiny anefa dia gaga izy fa tsy teo intsony ilay sary lohana liona. Tsy hitany izay atao fa ho tratra izy. Hany heriny dia nitady mpahay hosodoko mahay mitovy @ vadiny izy mba hanao indray ilay sary teo @ toerana nisy azy ihany. Vita soa amantsara ilay sary ary tsy natahotra intsony izy. Raha vao tonga ilay vadiny dia ilay sary no nojerevany mialoha. Faly ilay rangahy fa tsy maty ilay sary ary dia natoky ny vadiny izy. Rehefa nandinika elaela anefa izy dia nahatsikaritra fa ny sary nataony dia mitodika any @ fivaviana ny lohan’ilay liona fa ity indray dia mifamadika @ izany (izany hoe tsy mitodika any intsony). Voatery nanaontany ilay ramatoa izy ny amin’izany. Mbola nandehandeha ihany ianao fa tsy izao ny sary nataoko. Teo vao gina ilay ramatoa fa tsy nampoiziny ilay zavamisy. Tratra ilay ramatoa ary afaka minitra vitsivitsy dia namaly izy hoe : Angamba leo ny fofona foana ilay liona nandritra ny tsy nahateo anao dia nahodina indray ny lohany…….

PS : tandremo mishou sao tapatsinay eo indray an!!!
Raha tsy mahazo ny sasany dia mba adikao teny frantsay ry ari.malala a!
novalian'i dadabe ny 24/05/2005 18:10
2. sasa ( 13/05/2005 07:20)
Haingo =D =D =)) =))
Efa hitako tam teny frantsay konkou io sady miaraka amin'ny sary fa tena mampme be mintsy
3. mamzelkely ( 13/05/2005 07:28)
=D =D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) mba asaivo misasa izy am manaraka!!!
4. sonwin ( 13/05/2005 10:37)
nidonaka ny fofo-tsonjo dia tsy zakan\'ilay liona,dray marina :^) :^) :^)
5. majakely ( 13/05/2005 11:47)
mba nahita fialana aza izy ko ! :-D
6. dadabe ( 13/05/2005 11:57)
hay ve rangahy izany artista e,ce ki impik iartistika zany lery :-D :-D :-D pounk kely klou e,sady dory ny maina :@
7. iartistika ( 13/05/2005 15:43)
:@ :@ asio maina am zay tsy midofaka!!
8. dadabe ( 13/05/2005 15:58)
zay :@ :@
9. yonikafopl ( 13/05/2005 18:06)
iartistika sy dadabe, maninona raha asiana hevitra manokana resaka fanamainana fotsiny e! de ao no mi pounk pounk nareo , fa za zao saika himeme be , nefa nihemotra le fihomehezako fa nisy setroka nanempotra tampoka, tsssssss :evil:
10. welie ( 13/05/2005 19:57)
Misennnn lety e! =)) =)) =))

:@ aleo misintona kely fa toa lasa lamody le izy manko....
11. Mifenty ( 13/05/2005 20:40)

:@ tsy nahazo rivotra mitsy kala bozy zany ka dia

nidongy kle. Tsy nanoaka bava elaela ka tsy nahazaka

atram timon le. :@ :@
12. iartistika ( 13/05/2005 21:21)
mifenty> mba ampazahoy kely any aloha fa tsy tonga ny mplivre eh :@
13. mishou ( 14/05/2005 13:36)
haingo23>tena tapaka ny tsinaiko marina e, sady mbola tsy naheno an'io aho raha tsy vao androany =)) =)) =)) =)) =)) =))

vendrana koa ange ilay sipa e, tsy natao avy any aoriana de tsy voafafa ilay tatouage fa position 'ny ntaolo foana ve no natao koa aiza iay izy no tsy ho afaka :-P :-P :-P , aleo aloha tsy tohizana fa sao lazain'i menty fa manao an'izany eo za, mba asa saina fotsiny moa iny cly oooo, za mia tsy mampirafy an'élà zany mihitsy o :* :* :*
14. mishou ( 14/05/2005 13:37)
mifenty fa tsy menty fa mila diovina ny clavier hi hihi
15. pissoa ( 14/05/2005 14:09)
mba gaga aminareo mitono-tena toy io anie aho ry i mishou e!
16. dadabe ( 14/05/2005 16:27)
ka tiany lotra kosa ny vadiny ko,ao klou manamaina kely ra-pissoa a :@ :@
17. iartistika ( 14/05/2005 19:21)
:roll:
18. dadabe ( 15/05/2005 09:37)
fa inbona ity mampivanaka an'i toi? :-w
19. iartistika ( 15/05/2005 11:07)
lany ny maina! :-w
20. sonwin ( 15/05/2005 11:09)
:-w :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097