Diakona mpiandry varavarana

1. Fithy ( 12/05/2005 17:05)
Indray andro krismasy, hitantsika moa fa efa samy reraky ny fikarakarana daholo ny olona ka hany rehefa tonga ilay fotoan-dehibe dia mitaky ihany ny harerahana, torak'izay koa no mahazo ireny "Diakona" ireny. Andro sasakalina (24 desambra), mitoriteny i Pastora, ka i Ramatoa Diakona etsy akaikin'ny varavarana efa mila ho resin-tory fa miezaka ihany ny mampihiratra ny masony.

Misy ankizy anefa mivezivezy foana , mivoaka-miditra eo am-baravarana, ka tenenin'ilay Diakona foana hoe :"Aza mivoaka miditra eo ianao". Lasa ny toriteny, miresaka an'ilay Mpamonjy i Pastora hoe: "Ilay zaza io dia tonga ety an-tany, inona moa no ataony ety? ary iza marina io Zaza io?"

Taitra ilay Diakona ka namaly an'i Pastora hoe: "Azafady Dadapasy, fa efa impiry aho no niteny an'io Zaza io tsy hivezivezy eo nefa tsy mety izy, tsy iza izy tsy akory fa zanaky ramatoa Rabozy mpanao Mofogasy etsy andafy avaratra izy io".

Noheveriny fa ilay zaza mivezivezy eo ambaravarana no nanontanian'ny Mpitory teny fa efa sondian-tory loatra izy.
novalian'i iriko ny 25/05/2005 15:11
2. iartistika ( 12/05/2005 17:12)
:-D
3. sonwin ( 12/05/2005 17:14)
:-D :-D :-D =)) =D =D
4. Mifenty ( 12/05/2005 17:24)

tsy itako mitsy tkou anie zay iambenana anle varvarana eh.

marina tssss.

5. iartistika ( 12/05/2005 17:25)
tsy misy pounk kely anga légôna ah??
6. dadabe ( 13/05/2005 03:10)
poun kely aza e :-P 8-)
de asio maina :@ :@ fa masaka le resaka
7. sasa ( 13/05/2005 05:01)
pounk kely doly lesy bandy akama :D dia tairo ny maina
nisy an'izany ihany ary ka taiza foana ?
sonwin izay za vao nahita an'lah nihomehy toute position klé
Fithy =D =D
8. dadabe ( 13/05/2005 05:51)
:p :p :p :p
9. ari.malala ( 13/05/2005 06:15)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. pika ( 13/05/2005 06:33)
aza mahavoa ny comme ça e :-P
11. mamzelkely ( 13/05/2005 06:51)
:-D =)) milay ka!!!
12. majakely ( 13/05/2005 11:53)
:lol: :lol: wayy eh! fô-baraka fa sirika be fa natory hihihi!
13. iartistika ( 13/05/2005 15:50)
:lol:
14. dadabe ( 13/05/2005 15:50)
srika ve :{ :{ de dory aza ny maina e :@ :@ :@
15. Mifenty ( 13/05/2005 20:49)


aleo kou ho tratra any fa kizitina izay tsy izy anie reny dekonina reny eh. tena mi dekonina mitsy kou.

16. iartistika ( 13/05/2005 21:30)
:lol:
17. iriko ( 25/05/2005 15:11)
izay indray no tsy hitako:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045