L'éléphant et le serpent

41. iartistika ( 11/05/2005 21:00)
mba atao hafa lesy le sary fa mampanofy ratsy ah! :idea: firy io?? :idea:
42. sasa ( 12/05/2005 04:30)
dadabe izay vao fantatro tsy cutie kay fa i mamzelkely kan izy manko niteny atsy ambadika hoe mitady vady virtoaly fa nisaraka izy sy sonwin
voa mafy elah ry sonwin tsy hanao nin nin elah adiny 1 androany
aoka alou za hi-sora kely :@ :@
43. dadabe ( 12/05/2005 08:08)
apasio maina klou de pounk kely ary e ;-) :-P :°) 8-)
44. sasa ( 12/05/2005 10:54)
fa elah ve tsy mahavita zavatra raha tsy misy maina e; le mando lava ireny lesy no tena mahavokatra tsara an
Iny ary kou :@
45. dadabe ( 12/05/2005 16:21)
le code no omeo ahy lesy fa tsy mbola arako a , ohatra hoe = de avy eo + de avy eo > ,io le ilaiko kle
46. iartistika ( 13/05/2005 16:02)
misy esma nga any radada??
47. dadabe ( 14/05/2005 11:00)
:-w :-w :miam: :miam: aleo mikefona ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0683