J'entends siffler le train…

21. jhouhlambout ( 08/05/2005 14:33)
mishou:

jhouhlambout> nareo angamba mamaky blagy @ teny faran\'ny tsy hay dia manao \"copie- coller\" ato (manao boloky ry zareo ah)
de maninona zao io raha adika teny gasy

Zahay rangahy higrevy fa nareo toa tena mafy loha an, efa we misy olona tena tsy mahay afa-tsy teny gasy ato, tsy we akory ry dadabe sy ry sasa tsy mahy an\'io fa maka ny toeran\'ilay olona tsy mahay de menatra ny hilaza ny ao am-pony ry zareo

Hery> tokony mba hifanarahana fa raha atao teny faran\'ny tsy hay ranoray ohatran\'io ny zavatra entina ato de sivanina tsy avoaka fa tsy hitako intsony izay maha \"site\" gasy an\'ity \"site\" ity, mba mahafinaritra ange izany hoe miteny gasy izany indrindra fa ho anay tsy mba miteny azy intsony raha tsy ato ihany de rehefa mba sendra mba miantso any dago nefa izany lafobe
8-) 8-) 8-) 8-) 8-) :wink: :wink: :wink: :wink:


Misy koa anie ny gasy tsy mahay teny gasy é! Dia ahoana ny momba ireny...? :@
22. dadabe ( 09/05/2005 05:23)
jhoulambout>ahoana lety ny fanaovana io mifoka sora io a?
23. sasa ( 09/05/2005 05:44)
veloo mampmé ahoana kou ka efa hoe tsy mahazo io kou izao ny sonwin sy mishou fa tsy mahazo disa mampmé ve izany;
jhoulambout ka gasy mahazo teny gasy aloha izao no maro an'isa kou
dadabe te-hifoka sora angaha elah iny ary :@
24. mishou ( 09/05/2005 11:06)
jhoulambout> de miditra site miteny izay hainy izy fa tsy hoe akory misy fanavakavaham-bolon-koditra ny site ka tsy azon'ny gasy idirana

:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: 8O 8O 8O :x :x :x
25. iartistika ( 09/05/2005 17:13)
zay mitsy :@
26. dadabe ( 10/05/2005 11:06)
mba omeo sorah lesy a,gonda kely ry tsamy e :wink: :{ :{
27. ari.malala ( 10/05/2005 13:01)
io ndra bedada sy ny fiozongozonandohany! ho tapaka eo io anie ê! vonjeo io r'iartistika fa tapaka eo â! :)

28. mishou ( 10/05/2005 16:30)
bedada>krizy sora angah any chine klé, andefasako na lafo be aza aty aminay de alefako mig 21 fa reny no mba bobaka aty :@ :@ :@ :@
29. sonwin ( 10/05/2005 17:02)
maoly mihtsy zao n milay :@ :@
30. iartistika ( 10/05/2005 17:16)
dory ny maina leaza ah :@ :@ :@
31. dadabe ( 10/05/2005 20:15)
apasio klou fa tena lena e 8-)
32. jhouhlambout ( 11/05/2005 09:53)
:@ :@
33. sonwin ( 11/05/2005 10:07)
ao tsara izy zany zalahy a :@ :@ :@
34. dadabe ( 11/05/2005 15:55)
leaza zahay tsy mahazo le :cry:
35. iartistika ( 11/05/2005 21:04)
espesy ve zany rasonwin??? :@ :@ hiaka aho sana ah!!
36. sasa ( 12/05/2005 04:48)
oay tara moly za kle mba omeo fq mangatsiaka be aty am hopitaly
37. dadabe ( 12/05/2005 08:46)
mba meo lesy a :evil: :evil: :evil:
38. yonikafopl ( 12/05/2005 09:07)
dadabe , fa mbola tsy ampy ve le moly tam maly e!! ary mba omeo i sonwin fa tssss, omeo pounk izy :wink:
39. sasa ( 12/05/2005 11:02)
yonika :D :D
40. dadabe ( 12/05/2005 16:19)
bebe :D pounk kely akia a (l) (l) (l) (l) :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9993