aradalana ve?

21. majakely ( 10/05/2005 10:55)
Eny wa ry vegas ,misy arrivage foana io eh !hihihi
22. fijo ( 10/05/2005 22:06)
vegas KO letsy io an
23. jhouhlambout ( 11/05/2005 09:57)
24. princesse ( 11/05/2005 14:37)
vegas, itan'là zao ny vin, arakarakin'ny istocker na anazy mampatsiro anazy!! nén'là zany tsy matsiro tsony!!! :wink:
25. fijo ( 11/05/2005 21:06)
aiza kosa le
26. vegas ( 12/05/2005 01:03)
princesse> fa maninona no vin no alain'la ohatra? Frite raisia e, andramo avelao hangatsika nge ny friten'i toi e, asa hanaona ny tsirony? hafa iany lé vô mafana klé hummmm.
27. jhouhlambout ( 12/05/2005 10:51)
Zay mihintsy
28. booboo ( 12/05/2005 11:58)
vegas, jhouhl, princesse> :-D :-D
29. kinaoly ( 12/05/2005 13:04)
aleo ko za mba hihomehy =))
30. fijo ( 12/05/2005 20:45)
vegas hoééééééééé tsara le ohatra
31. vegas ( 13/05/2005 00:25)
princesse> frite-n'i prince nga hoano mangatsika e? tsisy maha prince azy tsony hahahaha.
32. mamzelkely ( 14/05/2005 13:38)
ra atao isan'andro kosa anie lasa routine de tsy misy fiany tsony e!!!

oooo ayyyy :oops: !!! hay mo resa-delahy ty!!! :oops:
33. vegas ( 14/05/2005 15:39)
mamzelkely> zay ny mahatonha ny endroit mba ovaovaina: couloir, cuisine, escalier, table à manger hihihi, etc mbola ho leo iany ve amizany?
34. mamzelkely ( 17/05/2005 11:14)
zay alo e!!!! siora fôna !!!:wink:
35. Iriniaina ( 17/05/2005 14:07)
vegas > rehefa mangatsiaka ilay frites dia lasa malozitra koa !=))
36. fijo ( 19/05/2005 21:56)
table a manger?aryraha mifangaro amin'ny atody eo le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1667