Afaka asiana Fihaonana manaraka hafa ve? Bira na Tana

21. pitchou ( 26/05/2005 18:45)
:-D fijo> tantaraiko daholo ny kaly hohaninay any bira any fa ataovy ihany!
22. fijo ( 26/05/2005 23:31)
sady maika haka kiwi ko ndry e.tssssssssss
23. pitchou ( 27/05/2005 12:38)
amelako ange elà raha ho avy @ vakansy e! ny voany rehetra avelako daholo ho an'i elà fa tsy misy anomezako olona ! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.478