Raha handany andro ihany, tsy aleo ve ...
1. isambilokely
(
28/04/2005 03:02)
Raha handany andro ihany tsy aleo ve mba mampitombo fahalalana ato amin'ity siten'ny akama ity :
www.anglaisfacile.com
www.espagnolfacile.com
www.allemandfacile.com
Tandremo fa site mihaja be io fa tsy gaboraraka toy ny eto, dia manjary hanalana azy fotsiny.
:lol: Mbilo
take time to be friendly, it's the road to happiness
www.anglaisfacile.com
www.espagnolfacile.com
www.allemandfacile.com
Tandremo fa site mihaja be io fa tsy gaboraraka toy ny eto, dia manjary hanalana azy fotsiny.
:lol: Mbilo
take time to be friendly, it's the road to happiness
novalian'i isambilokely ny 10/05/2005 04:30
2. xxx
(
28/04/2005 06:32)
Ity koa mbola misy
Tsisy publicité
Tsy gratuit
Tsy fandaniana andro
http://www.geocities.com/rojonirina/zaakoihany.html
:-D
Tsisy publicité
Tsy gratuit
Tsy fandaniana andro
http://www.geocities.com/rojonirina/zaakoihany.html
:-D
4. mumu
(
28/04/2005 07:31)
fa inona iany no mbola andany Isambilo andro ato amin'ny serasera raha izany! tsy nde mipitsika any fa tsssss!!
5. iartistika
(
28/04/2005 07:43)
Isambilo> Zé tinay ihany io,rehefa tsy tia ny akama de ndana mahazo any fa tssss!
6. sipagasy
(
28/04/2005 08:50)
wadray fa isambilo kay tena manenjika ny forum ato annn dia eo no mody we mandany andro pfffffff, mihevera ihany wa e!!!!!! :wink:
7. sonwin
(
29/04/2005 13:25)
isambilokely> oadray le? fa mandany andro ahona ry lekely ity a!ny site omen'ialahy aza misy hoe facile daholo koa, tsy mampiraika anay leisy izany facile izany an! ary ela io aza hitako miditra eto foana...miambo tsy tia vary lena nefa mahalany masiso iray vilany ny filazana ny olona tahaka anao ry akama a!
8. pitchou
(
01/05/2005 15:39)
ny hendry mahita ny tsara @ze zavatra hitany fa ny ... tsy hendry d ny ratsy ihany no hitan'ny masony e! fa rehefa tsy tia ny eto marina enao d aza manketo e!nahoana no hitady aretim-po @tsy misy antony?
12. isambilokely
(
03/05/2005 04:44)
Ary i Murielle izany anie tena masika be mahitsiny e. Marina io ry Pitchou ... mila mampitombo fahalala fa izay ihany no tena tsy azo atakalo.
Mbilo
:lol:
Mbilo
:lol:
13. booboo
(
03/05/2005 07:56)
fa inn ôa no mampivanitika an'i Mbilo isaka ny mihetsika e ? nojereko aby fa tsy maintsy misy mivanitika fôôna any afara nefa tsisy mampihomehy akory :/
14. ndrena
(
03/05/2005 08:11)
F'angaha kosa moa fandanian'andro ny fidirana eto e!mampitombofahalalana aloha raha ny amiko sady ahafantarako ny ao am-pon'ny ts11 na dia tsy fantatro sy tsy hitako endrika aza
15. pitchou
(
03/05/2005 19:15)
ka izany ange no mahatonga an'isambilo mody tsy tia a hoe ary misy tsara e! nefa eto ihany no mifikitra e!
16. xxx
(
04/05/2005 06:07)
tsy itako mitsy zay atony isambilo etou an ntssssss , manakorotana foutsiny , ngà mou fandanina anjo etou :?: enaou refa tsisss ataou dé mandé any amy site-nao fa zahay klou faly be etou eh! (sans rancune)
17. isambilokely
(
05/05/2005 02:06)
mivezivezy dia manala azy dia mandrangotra kely no atao eto ... ilay mahita ny olona misafoaka iny mihintsy no tena tianay jerevana izahay satria vraky be zahay no mampiasa an'ity Mbilo ity. Toa an'io xxx io ve tsy i Hery ihany fa toa issu izay ny traceroute fa mody manova fomba fanoratra amin'izay hono tsy fantatra nefa hitan'ny système katraka be
Mbilo
:lol:
Mbilo
:lol:
18. xxx
(
05/05/2005 06:42)
isambilokely: :twisted: alors là , zany ve de mahafaly anaou :?: "mandrangotra" :?: ny namna :?: so klou fa tsy namakou enaou an .Ary tsy i hery zah manouratsa sy mamaly anaou iou an ntssssssssssss , enaou aza laza miteny fa betska nareou mapiasa "mbilo" enaou aza tsy sahy koury teny fa enaou rery iou manakoroutana iou fa de wé lasa "maro zahay mapiasa iou " pffffffffff , allez na de zany aza sans rancune eh!
19. fijo
(
05/05/2005 20:15)
za tsy hitsara izay site hafa any,fa amiko dia tsotra.matoa manleto dia mahita fahafinaretana eto.na mandrangotra aza ianao rehefa faly sy mitsiky avy eo dia efa tsara izay,fa raha hitanao kosa fa fandaniana andro ny eto,aza mandany andro ry akama fa ampiasao ny andronao hampitomboana ny sainao fa mety mbola mila ampiana be ngamba izy ao.
hoy ilay chefon'ny mpandany andro
hoy ilay chefon'ny mpandany andro
20. isambilokely
(
08/05/2005 02:13)
ary toa misangodzy be nareo zany ry fijo fa misy inn ka efa hoe manala azy .. Imbilo hafa indray itikatsa fa tsy ilay teo aloha samy manana ny lohaheviny mantsy ... Mandany andzo de mandzangitsa fa ilay iraika teo zao lasa nanao zavatsa hafa ndzay hono izy.
Lembilo Iraika
8-)
Lembilo Iraika
8-)