TOY IZAO NO ATAO HOE : ARNAQUE na ARNAQUERIE

1. isambilokely ( 24/04/2005 03:38)
Fitakiambola na fakana vola amin'ny fomba mivantana na eny fa na amin'ny fomba ankolaka izany.

Tsy iray amin'ireo ve ity hakana vola amin,ny namana izay efa mahantra eto amin'ny serasera ity ? Tsy natao iadiana ilay hevitra fa fanontaniana tsotra ny anay hoe :

Ny serasera ve orinasa madinika sa salantsalany sa vaventy ? Société ou entreprise PME ou GE ? Iza avy no mpikambana manodina ny serasera. Iza no taleny ? Iza no mpitambola ? Firy ny laharana Statistika hahafahany mandoa vola any amin'ny OMDA ?

Mila fehezina anie izany resaka izany e ? Tsy ho afaka ny handoa vola any amin'ny OMDA izy raha toa ka tsy manana laharana stat raha tsy izany dia réseau MAFIA hoy ry zareo ao amin'ny Statistika izay satria maka vola any aman'olona nefa tsy mandoa IMPÔT na HETRA moa izany. Imposable ve ny serasera raha izany.

Efa nisy ve ny préavis azon'ny serasera mikasika ireo hira nandeha tao amin'ny net. Afaka adika eto ary ve ny Statut ny serasera fa raha à but non lucratif izy dia nanana zo mangataka ilay hoe exemption na hoe exonération etc ... fa sao ary dia tsy tonga any amin'ny OMDA ny vola fa hotazomin'ilay olona mpanangon-ketra.

Mianara ary aloha lalana fa soa dia misy mitory ?

:lol:
Mbilo

Voici quelques définitions données par le dictionnaire sur l'ARNAQUE.

Arnaque :
Pop. Escroquerie, vol et, par extension, artifice, tromperie.


Dol :
Manœuvres frauduleuses destinées à tromper quelqu'un pour l'amener à passer un acte juridique.

Escroquerie :
Délit qui consiste à s'approprier le bien d'autrui en usant de moyens frauduleux.

Fraude :
Tromperie ou falsification punie par la loi. Acte accompli dans l'intention de porter atteinte aux droits ou intérêts d'autrui.

Tromperie :
Le fait d'induire volontairement quelqu'un en erreur quant aux fait ou quant à ses intentions en usant de mensonge, de dissimulation, de ruse.

Vol :
Le fait de s'emparer du bien d'autrui, par la force ou à son insu ; action qui consiste à soustraire frauduleusement le bien d'autrui. Le fait de prendre à autrui plus qu'il ne doit, ou de ne pas donner ce que l'on doit.

En conclusion, nous pouvons dire que l'arnaque résulte d'une volonté délibérée et organisée de tromper. Elle recouvre un certain nombre de pratiques douteuses, abusives, d'une gravité plus ou moins grande, qui ont pour but de s'approprier le bien d'autrui. Elle ne se base pas uniquement sur la faiblesse ou l'ignorance des victimes.


:lol:
Mbilo

take time to be friendly, it's the road to happiness
2. sipagasy ( 24/04/2005 07:30)
fa raha ny fahazahoako azy izany dia mikasa ny hangoron-karena isambilokely fa tsy mbola nahita lalana?????? tena tsy misy mpitsidika nga ny tranonkalanareo e! no toa eto foana ianao no hitako???? :-D :-D :-D
3. hery ( 24/04/2005 10:34)
Angamba tsy mahay lalàna ny OMDA raha izany :-)



4. lionbrun2004 ( 24/04/2005 12:55)
Faly miarahaba ny namana rehetra aloha ny tenako ary mbola mirary soa hoan\'ny rehetra koa .Ny ARNAQUE aloha amiko , dia karazana tady izay entina mi-conduire ny biby (toy ny alika)any @ pôl nord . Azafady aloha fa mety ho disa fiheverana aho na diso fandray koa . Fa raha izany ary no izy , dia mba inona koa itnony hoe SERASERA itony ? Amiko dia heveriko fa karazana site ny serasera , nefa matoa misy toy izao izy ity , dia angamba hoy aho mety misy sponsort matanjaka manohana azy , manampy izany koa , mety misy koa ireo malala tanana manampy azy , kanefa tsy mandoa impôt tokoa ny serasera fa raha tsy , ida tsy ho afa-maina @iazo ...Azafady fa tambnivolo be zah ary tsy dia mahakaro-kevitra lalina satria keny fahalalana aho , k\'aza omena tsiny raha mivaona . Mbola ho tohizako @ manaraka
5. cheboman ( 25/04/2005 06:06)
tsy tokony nofafana kosa angamba lay totalin'ny vola tokony haloa @ omda mba ahafahan'ny mpihaino tsi1 mieritreritra ohatrinona no tokony ho fandraisan'anjarany
6. sipagasy ( 25/04/2005 15:23)
ny totalin'ny vola aloha anie afaka anontanian'i cheboman mivantana any @ OMDA e! hihi ;-)
7. hery ( 26/04/2005 06:37)
Ny momba ny omda dia http://www.omda.mg/index.html

Nofafaina ny anaran'ny solontenan'ny RVG any Dago sy ny vola arotsaka satria infos manokana avy @ OMDA.
Ireo olona izay manome fanampiana kosa anefa dia handefasana tatitra FENO momba ny vola azo sy ny nandehanan'ny fanampiana nomeny.

Raha tena mila fanazavana fanampiny dia azonao atao ny manoratra hafatra ho an'i lanto.
8. isambilokely ( 03/05/2005 05:14)
Ka i Lanto aza midongy tsy mety mamaly sady lasa miavona be izao rehefa lasa mpikarakara ny serasera. Firy aloha ary ny NIF n'i RGV, Numéro d'Identification Fiscale fa izay ihany no hahafahana mandoa hetra. Tsy ho afaka ny handoa hetra raha tsy manana NIF ... sa mivantana any am-posin'ny OMDA ny vola na mivatana any am-posin'ilay olona manao ny tetik'asa fanangonana vola eto.

O ry Lanto ô. Aiza ianao fa mila anao ny vahoaka kely eto fa misy manataka ny paosy !

Mbilo
:lol: youpiiiiiiiiiiiiii
9. kally ( 03/05/2005 21:10)
Inona no tena tsy aritr'io Isambilokely io e?Hamotika ny serasera ve?Raha mahay maninona tsy mba manao vaovao ho jerenay fa eto no misolantsolana?
10. harenadanny ( 08/06/2016 10:48)
tsy 32 ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1765