mankaleo...!
121. yonikafopl
(
12/05/2005 09:17)
dadabe , mifenty hihi mifanaraha tsara kalou nareo, mandeha tsirairay fa tsy manao tambabe eo an!! :-P
dadabe, aza tezitra fa lah ihany mou ztm virtoaly kou oooo :-* :-*
aoka hifarana amzay le resaka sao hampiady mivady eto kle
dadabe, aza tezitra fa lah ihany mou ztm virtoaly kou oooo :-* :-*
aoka hifarana amzay le resaka sao hampiady mivady eto kle
124. sasa
(
12/05/2005 13:33)
fa nankaiza i xxx toa tsy niteny intsony hi hi hi hi za namaky fotsiny fa tsy namaly mintsy teo
130. iartistika
(
13/05/2005 21:29)
aoka marina lesy zay ah!ze mbola manohy eo havan'i :twisted: :twisted: le tary iray manakiana lava ato iny!!
131. yonikafopl
(
14/05/2005 09:01)
iartistika hihihihih havako iny fa gasy toa ahy :wink: na dia mandrangitra ilay vadiko virtoaly fona aza :-P
tena oka zay amzay ary eeeeeee, :)
tena oka zay amzay ary eeeeeee, :)
