FIANARANA TENY VAHINY

21. kally ( 20/05/2005 15:03)
Ekeko fa misy ny voambolana mbola tsy voadika fa ny ankamaroany raha miresaka tsotra isan'andro azo atao ny miteny gasy madio.
Rehefa te-hianatra teny gasy tsara dia mandehana any ambanivohitra matetika fa any ianao ataon'ny olona maivoka tsara mihitsy raha vao nandranandra manao vary amin'anana.
Izaho kosa mba mahafantatra gasy mahay miteny gasy tsara mihitsy ,fa dia ny mbolabetsaka aloha dia ireto tapany mikobana maivamaivana tsy ambony tsy ambany milaza ny dommage,tsy tonga ianareo nefa ni s'amuse be mihitsy izahay...mampi-te-handaka^^
22. mcnyh ( 14/06/2005 15:43)
marina daholo izany saingy kosa tsy tokony hadonoina velively ny tenin-drazan e!!
23. shha ( 29/06/2012 08:08)

Veloo:

Mijaly rehefa mandeha any am-pita ka tsy mahay ilay tenin'ilay tany aleha an... Tsy mahita asa an :lol: :lol:

Veloo>> marna mints zan a na ts ani ampita ar f aty ko ts ivotra mints ra izan fn n fomb fisainana we aona n ten malagasy zan f mb manitatr ts midik akor zan we atao tsin ² n ten gasy f mb manarak n fivoaran e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.732